Be ny manatalenta, ka hono hoa...

1. vegas ( 17/05/2005 23:32)
Tena bedebe ny hitako manatalenta amin'ny fahandroana sakafo ato, ko maninona mo ra mifanao fotoana de sady excursion no mihinana ny sakafon'dranona sy anona? Fa ny sakafon'lery iany no tsy azo kitihina hihihi.
novalian'i nanourand ny 02/08/2005 01:31
2. vegas ( 17/05/2005 23:33)
Tena mampilendalenda daholo ny sakafo lazainareo marina moa.
3. bichette ( 18/05/2005 06:13)
vegas > ataovy ny progany dia ho avy any izahay mahandro:-*
4. rurik ( 18/05/2005 07:13)
Tena hevitra mety izany sady @izay mifankahita fa tsy ny virtoaly foana no hifankahitana ee:-*:-*:-*:-*:-*
5. pika ( 19/05/2005 04:57)
izahay izany le mpandra-tsira rehfa any a, izay no mba hainay mantsy
6. kinaoly ( 19/05/2005 09:59)
za le mpinana fotsiny, hitonja sotro sy sotro rovitsa sy antsy ho ahy fotsiny za de any aminareo no minana
:takamoa: tsy mety mande le simailey
:ranomaso beuuu:
7. betty ( 19/05/2005 13:42)
zah hanaraka an'i kinaoly :p
8. iartistika ( 19/05/2005 17:48)
reketo zany pro zany eh!!
9. vegas ( 22/05/2005 00:14)
ho reketina entre tsika samy tsika ny prô ra oatra ka tsy hamaly birao serasera. fihaonana tsy offisialy io zany an.
aiza ho aiza ny lafrantsa nefa ny misy antsika tsirairay andinihna ny toerana anaovana azy? ny valiny ilaina fotsiny dia oe: nord , sud , est , ouest ny lafrantsa. De eo tsika mahita izy, ze marimaritra iraisana iany tsinona.
fa za alou ry zareo de tena mbola milendalenda foana isaky ny mamaky recette ato a.
10. Papoose ( 26/07/2005 22:22)
tairo fa zah eto kopetsa ry vegas onn, zah ko hahanjo e!



ho reketina entre tsika samy tsika ny prô ra oatra ka tsy hamaly birao serasera. fihaonana tsy offisialy io zany an.
aiza ho aiza ny lafrantsa nefa ny misy antsika tsirairay andinihna ny toerana anaovana azy? ny valiny ilaina fotsiny dia oe: nord , sud , est , ouest ny lafrantsa. De eo tsika mahita izy, ze marimaritra iraisana iany tsinona.
fa za alou ry zareo de tena mbola milendalenda foana isaky ny mamaky recette ato a.
[/quote]


11. booboo ( 29/07/2005 07:27)
Papoose >efa niainga io progr. io fa taiza ianao no tsy naharaka ?
12. vegas ( 01/08/2005 00:44)
Papoose> ze mapalalaka antsika iany io ka. Za ko alou tena milendalenda fotsiny refa makato e. Tsy hay akory nge ra hain'ireo ny mahandro ny zavatra soratany e, toa tsy misy sahy mahandro dia iarahaminana le izy lol.
booboo> salu enao, tena miala tsiny ra tsy namaly elaela fa zao vao tafaverina eto antoerana.Zay no tsy namaliako ilay programa mois de juillet-nao satria tsy fantatro fa tsy ho eo aho. Efa vita ve sa nanaona iany ny afarany? za partant ra mois d'aout ray manontolo (ankoatra ny week end 13 sy 20 aout). Okay e.
13. bichette ( 01/08/2005 08:38)
vegas > efa noraiketina tamin'ny sabotsy teo ilay fihaonana, miandry an'i booboo manao tatitra sisa :wink:
14. booboo ( 01/08/2005 12:13)
bichette > efa nataoko ary @ "diaspora" nisy ilay raha iny ny tatitra

vegas > mety aby zay atao kah !zà indray tsy afaka ny week-end 13 sy 27.
15. vegas ( 02/08/2005 00:43)
booboo> kay efa vita ara izy zany ko.Tara ny tenanay fa atao aona mo.Amin'ny manaraka ndray ra mbola hisy, ary maniry ny hisian'izany matetika foana.Mahasorena koa fa tsy mety mifanjohy mintsy ny datintsika grrrr. Ho hitako eo njay e.
16. nanourand ( 02/08/2005 01:31)
Nena paty zone sy ravitoto ny kaliko rehefa raikitra ny kôzy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2511