mitady ê!
1. ari.malala
(
11/05/2005 10:41)
mpianatr'i La Sainte TA2 promotion 93 - 94.
répondu par fijo le 19/07/2005 20:08
2. lefara52
(
11/05/2005 11:17)
ari.malala:
mpianatr'i La Sainte TA2 promotion 93 - 94.
zao zany e!ahoana zany no atao hifaneraserantsika soamantsara.zaho aloha mbola malalaka hatramin' ny aorian'ny pentekoty.omeo fotoan aho raha mahaliana anao.
3. lefara52
(
11/05/2005 11:22)
ari.malala:
mpianatr'i La Sainte TA2 promotion 93 - 94.
zao zany e!ahoana zany no atao hifaneraserantsika soamantsara.zaho aloha mbola malalaka hatramin' ny aorian'ny pentekoty.omeo fotoan aho raha mahaliana anao.
4. sonwin
(
11/05/2005 12:59)
omeo fotoana zany leiry e! :lol:
Balou haiko ny misy azy raha mahaliana anao
Balou haiko ny misy azy raha mahaliana anao
8. ari.malala
(
11/05/2005 14:06)
Antoniaina, i Gisa be moa no titulairenareo?
sonwin, Balou iza io?
lefara s'i randjy, omena fotoana fa hanin? :)
sonwin, Balou iza io?
lefara s'i randjy, omena fotoana fa hanin? :)
10. dadabe
(
11/05/2005 15:23)
ari.malala>mahafantatra andry herimann le karana be iny zany indry raha izany kle TA izy tao ,hardos be zay lery
12. hery
(
11/05/2005 17:19)
dadabe> Hermann ra-hardos ve leisy izany? toa fantatro indray... fa tsy tao no nahitako an'i leiry fa niara-nanao terminal taminay t@ sisiny.
14. Mifenty
(
11/05/2005 18:53)
>>sonwin, ary mamoroporona anarana fotsiny là a.
ra Andry ono le,
Ary mbô malala an'i Raents v nareo hihi, le mipetraka eny atsimo andrefan'i mananjara?
17. lo
(
12/05/2005 04:15)
iartistika > Radafy teny ampefiloha v?
ari.malala > za kou tao fa promo talohanareo, sûr fa ol haiko enao rah itako
ari.malala > za kou tao fa promo talohanareo, sûr fa ol haiko enao rah itako
20. laleste
(
12/05/2005 06:36)
Toa ianareo avy ao @ la sainte daholo e! zay koa anie mba misy afa e! zy tsy mahafantatra an'iza n'iza fa olon-kafa mihitsy de ahôna!
Sûr daholo e! :twisted:
Sûr daholo e! :twisted:
