mitady ê!

61. sonwin ( 23/05/2005 09:17)
saro-piaro bebe klé :-D:-D
dadabe> tena aleo leisy ts kozina ny akama kely fahiny fa sarotiny ny vadin'elah klé :cool:
62. sonwin ( 23/05/2005 09:18)
saro-piaro bebe klé :-D:-D
dadabe> tena aleo leisy ts kozina ny akama kely fahiny fa sarotiny ny vadin'elah klé :cool:
63. ari.malala ( 23/05/2005 09:30)
ary dadabe s'i sonwin kay ef ela be no mifankafantatra de mifanao toetran'....
64. dadabe ( 23/05/2005 10:10)
yonika>:-* kiiiii ari.malala anie no anarany e,de adinoko ny ari:cry:
ari malala:ie:wink:
65. ari.malala ( 23/05/2005 10:15)
dadabe s'i sonwin, :)
66. sonwin ( 23/05/2005 14:59)
manina zahay?:)
67. ari.malala ( 24/05/2005 05:34)
manao kostami nareo ko! :) sa tsy marina izany?
68. dadabe ( 24/05/2005 05:55)
fa inona le costami???:-w marina anie ny kozinay e=((
69. ari.malala ( 24/05/2005 06:20)
Aleo atao hoe marina ê! :) de tsy saropiaro tsoiny bebe @zay

70. yonikafopl ( 24/05/2005 06:42)
hay kay marina??8O
71. ari.malala ( 24/05/2005 06:44)
yonika, le zavatra tenenin-dry zareo no mareina ka! :oops: tena masony avao nidiridiry!
72. sonwin ( 24/05/2005 17:00)
dia aona ilay tao amin la sainte moa?
73. dadabe ( 24/05/2005 17:05)
ahona tokoa mou ?
74. yonikafopl ( 24/05/2005 20:29)
ari malala hihihihihihih:wink:
75. ari.malala ( 25/05/2005 09:18)
yonika> ao ky fa itambarantsika 2 bedada â! sa ndry tsy manaiky? antson'ny foko koa io an! ;) :-D :-D aza saropiaro fa tapaka lalandra @ tsy antony eo an! aleo alo lery hamaly vao miteny ndry.
76. yonikafopl ( 25/05/2005 14:56)
ahoana hono io c ly aaaa
ari malala izy mbola reraka de tsy tafiditra hono fa radem izy mamaly.:wink:
77. dadabe ( 25/05/2005 16:58)
rey razako oo,ry lanitro oo, Tompo any andanitra oo

:-@:-@:-@misy sipa 2 eo @fiainako nefa zah efa soara ^:^ kiiiiiii
aleo zany manamaina kle :@:@:-@:-@

de....:-w:-w
78. sonwin ( 25/05/2005 18:15)
he he he ampiko elah manamaina aloha e:@, dia zao frera a, ny vady tsy ariana fa aza miraty okazio:^)
79. yonikafopl ( 25/05/2005 19:26)
sonwin papa tokony hananatra njay no mampirisika tssss:evil:

dadabe a, aleo tsy sipa roa no ho eo am fiainanlha fa omeko an'i ari malala le place e! izy kou efa nilaza fa tia de mampanahelo:( de aleo za hikisaka tsi lem
80. yonikafopl ( 25/05/2005 19:27)
sonwin papa tokony hananatra njay no mampirisika tssss:evil:

dadabe a, aleo tsy sipa roa no ho eo am fiainanlha fa omeko an'i ari malala le place e! izy kou efa nilaza fa tia de mampanahelo:( de aleo za hikisaka tsi lem
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0593