mitady ê!

121. sonwin ( 16/06/2005 14:21)
oay le:-D, Dina kely kofa eh hi hi hi...
Raleva marina namplelo klé
Ragody gasy aloha ts asiana kozi fa silaka be eo leiry
Ka izao ila tantara aza an..indray andro i Dinakely zany, de za , de bedada...tohizako refaveo:)
122. ari.malala ( 16/06/2005 14:27)
hay moa! fa toa nisy sipakely iny sipan'i bedada tao sa tsy Dina ny anaran'iny moa*? De in ny tohin'le tantara ê! :)
123. fijo ( 16/06/2005 20:28)
ari malala tena virja ka.ndry ve tsy matoky e.
yonika hay efa nisy fanaraha vaovao?hummmmmmm mety ho tsara izany ko.za koa mantsy toanoana indray ko
124. dadabe ( 17/06/2005 02:47)
o ry frera a!!:-$
yonnika:-w:-w
125. yonikafopl ( 17/06/2005 03:58)
fijo ahannn, hihihih saingy tsy aty amiko l sakafo maahvoky anlah kleeee:(

dadabe:-w:-w:-w
126. fijo ( 17/06/2005 04:24)
inona aby ary ireto tanana miraokaraoka ireto le.
yonika fa aiza indray ary ny namana no hitady kaly le
127. yonikafopl ( 17/06/2005 04:38)
fijo nifamindra areina re aaaa, tsy nampiasa fiarovana hihihih:oops::-w:-w

fijo efa we za tsy mahay mahandrooooooooo:-$
128. fijo ( 17/06/2005 04:40)
kay aretina manimba tanana le.
yonika ko za efa noana fa aza hatao an'izany e
129. yonikafopl ( 17/06/2005 04:58)
fijo hummmm, ndana kalou mitady an am le hotely nihinananao njay alina iny kleee:roll:
130. ari.malala ( 17/06/2005 05:27)
fijo> ao ary fa matoky anao ary za ê! :) de efa manizingizina mafy ery! :)
131. sonwin ( 17/06/2005 15:10)
dia nianga pwa i bedada sy Dinakely indray andro, de nakao amin tle L, dia...refaveo njay e:)
132. dadabe ( 18/06/2005 03:59)
:roll::roll:
133. yonikafopl ( 18/06/2005 04:08)
:roll::roll::roll:
134. dadabe ( 18/06/2005 04:14)
dinakely zany anie sipa e,de .... ny kofy mmba ....euh!! oups !!
135. sonwin ( 18/06/2005 12:35)
tohizako ve ny tantara bedada a:)..ary tsaroan'ela ve klou ilay kofa nitondra grenady tao ampianarana le?
136. dadabe ( 18/06/2005 14:05)
i....iza mou no anaran'iny le i......??? tsy tadidiko fa arako le tantara ka :@
137. yonikafopl ( 18/06/2005 17:41)
eo reto de manao tantara valamaty eo tssssssss, tsy mifanaraka tsony le izy hihi, i frera manao we kofy dinakely, i bedada manamafy fa we sipa:-w:-w, nen'iza no marina kleee:-@. Fa tsy Dina kosa klou le sipakelin'i bedada tao iny eee, iza mou le anarany eeee, i l...
138. dadabe ( 19/06/2005 05:10)
yonika oay lele :°):°)
139. yonikafopl ( 19/06/2005 05:50)
dadabe oujyyyyyyyyyyy inn ary ty leee:-w:-w
:-$:-$ hihihi oka ary fa tsy lazalazaiko eee
140. dadabe ( 19/06/2005 16:52)
:@:@zay:-*:-*:-*:-*:-*:@:@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0094