mitady ê!
143. ari.malala
(
20/06/2005 06:10)
sonwin:
tohizako ve ny tantara bedada a:)..ary tsaroan'ela ve klou ilay kofa nitondra grenady tao ampianarana le?
Derisy lety ê! nokitikitihan'i Boudin de nipoaka le izy, 1C1 lery t@ zany, de raha tsaroanlisant torana mintsy i Hanitra, le secreteran'i Bema t@zany! angano koa t@ iny an, bdb ny naratra t@ iny, i Zoeinoro anisany raha tsaroanlisany!
144. sonwin
(
20/06/2005 06:43)
ka Derisy zanaka rasil de nigest hoe nitondra grenady ko...gaigy be tamin'iny klé..nanomboka tamin'iny za de lasa taitaitra refa maheno zavatra mipoaka:^)
Dia tamin'iny koa nahaizako he bouche à bouche mahavonjy olona torana hi hi hi ..vao torana i Hanitra tonga de bouche à bouche hi hi hi:lol:
bebe> dadabe ts de mahatadidy an'i Dina fa efa mitombo ny taona:)
Dia tamin'iny koa nahaizako he bouche à bouche mahavonjy olona torana hi hi hi ..vao torana i Hanitra tonga de bouche à bouche hi hi hi:lol:
bebe> dadabe ts de mahatadidy an'i Dina fa efa mitombo ny taona:)
148. ari.malala
(
20/06/2005 09:10)
tadidiko ka, fa tsy haiko rah hainlà ny zistoara nahatonga an'iny? sady efa akaiky ny tsingerin-taonan'iny andro iny an! teneno ary oe raha naharaka kaozy elà r'i sw!
152. dadabe
(
21/06/2005 05:22)
:cry::cry::cry:
yonika :roll::roll: njay zany zao fa tsy :-w:-w tsony an :-$
yonika :roll::roll: njay zany zao fa tsy :-w:-w tsony an :-$
153. yonikafopl
(
21/06/2005 05:40)
dadabe de zany ve de hampitomany eeeeeeee, sa mitomany fa misy mitady hangarombava amin\'ny antsoin\'i fijo??:roll::-w
156. yonikafopl
(
21/06/2005 23:00)
dadabe :-*:-*:-*:-* eo ary de mangina eeee, eo tohizo le tantara val..... :-$:-$
:-*:-*:-*:-*
:-*:-*:-*:-*
159. ari.malala
(
22/06/2005 08:03)
dadabe> oviana aza oa le daty nipoahan'iny grenady iny raha tena nahatadidy nareo!
