mitady ê!

201. yonikafopl ( 05/07/2005 13:05)
hihi ka mba efas tsy mahandry tantana re izy fa mba te hiara hihinana amin'i fijo eee,=))=))
202. dadabe ( 05/07/2005 16:09)
rafotsy :-$
mbola ho avy koa ny anjaran'i toi fa aza maika:@
203. fijo ( 05/07/2005 22:26)
eto ihany izahay ka.izany yonika an
204. dadabe ( 09/07/2005 13:07)
zay :@:@
205. yonikafopl ( 09/07/2005 16:01)
inn le anjarako ho avy kay??
aza misahirana fa za efa manana ny anjara sahaza ho ahy ooooooo:wink:

fijo za hirarah!!!:-P
206. fijo ( 09/07/2005 21:43)
tsy miraharaha ahoana indray ary
207. yonikafopl ( 09/07/2005 22:32)
ka za tsy miraharaha na ho eo ihany nareo na ho aiza kouuu:)
208. dadabe ( 10/07/2005 12:16)
:-w:-w:-w:-w:evil:
209. yonikafopl ( 11/07/2005 08:01)
tsy lah nge no ataoko anzany eeee, fa raha lah njay za tena mirarah kleeee, don t be mad, I really care:-P
210. dadabe ( 11/07/2005 08:58)
:roll::roll::roll:
211. yonikafopl ( 11/07/2005 17:35)
:-w:-w:-w:-w
212. dadabe ( 11/07/2005 17:51)
:-D:-D:-D
213. yonikafopl ( 11/07/2005 19:40)
214. fijo ( 11/07/2005 21:26)
io tsy miraharaha io ihnay ?hummmm ataovy ary
215. yonikafopl ( 11/07/2005 21:54)
de maninnn??? za hirarah!!!:)
fa tsiky fona de ampy ny anah:):)
216. dadabe ( 12/07/2005 02:12)
:°):°)io no tena tsiky aminy:@
217. yonikafopl ( 12/07/2005 05:25)
kayyyyyyyyyyy , mba tsiky hafakely kou nen'i bedada zany kleee:-D:-D:-D
218. fijo ( 12/07/2005 20:36)
tsikimpitiavan io ry bebe an.
maitso izany manantena.foana. he he he mino aho e
219. ari.malala ( 19/07/2005 07:11)
zao ndray ary, ze sde 6 niaraka tamiko nahatsiaro an'i Lambada, prof de francais jejojejo b vody b zay izy, d tara tamina bandy tao am-pianarana ikala, d indray andro nianatra momba ny expression de consequence moa sa in le tellement ... que sy si... que d we mitadiava phrase misy an'ireo locutions reo... d efa hitan'le bandy zany we tara aminazy ity prof, d nananga tanana ingahy d faly b ikala we mahay ity mpianatra mahatara anazy... d ozy le bandy tsy taitra : " vous êtes tellement belle que je suis tombé amoureux de vous" fa tsy nahateny elaela ikala d tonga d lasa alo nivoaka... zay mianakavy tapa-tsinay aby!
220. sonwin ( 19/07/2005 09:39)
tadidiko iny :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.045