mitady ê!
181. ari.malala
(
29/06/2005 05:59)
ka ra vô miteny eo nge za de we zay mintsy le izy fa efa saika noteneniko ê! an an an aleo @zao zany refa tsy hisy hiteny ka! meko mosoarazete ze b ranomaso eo! :) de meko calin kely fotsiny ;)
192. yonikafopl
(
04/07/2005 22:49)
aza mbo tia tena kosa ry fijo aaaa, aleo mba hanandrana le tena vosary bedada kleeee:wink:
195. ari.malala
(
05/07/2005 05:55)
an an an, samy mahazo mamy daolo ka, fa aza miady fts! efa we za ihany no mandamina anazy wa! :) nareo koa! :)
197. ari.malala
(
05/07/2005 10:46)
efa we tsisy voa sy mahavoa zany fa samy mahazo! samy tsy meko eo ndra an! :°):°)
198. dadabe
(
05/07/2005 10:51)
sa...sa...miara-miditra zahayu mitsam le ?? iza no aloha ? iza no afara hummm milay e:wink:
200. ari.malala
(
05/07/2005 12:55)
dadabe, mahandrasa wa tantana fa za ihany no mandamina anazy! enao koa an! :)
