mitady ê!

101. yonikafopl ( 30/05/2005 20:01)
ari malala hihih tao ihany za fa tsy niteniteny ka, fa ilay tantara vao notantaraina taty aoriana:wink:

sonwin dadabe 8O:roll::-$
102. fijo ( 30/05/2005 21:30)
misy saropiaro indray ato izany an.hummmmmm
103. dadabe ( 31/05/2005 03:35)
anazy kosa ve razoky tsy sarotiny izy a:)ao retsy ataovy ao zay mety a
104. ari.malala ( 31/05/2005 05:23)
hehehe! adalan'izay te ho saropoiaro io ra fijo fa eto anie sangy ê! sa aôna ry ambanilanitra? ;)
105. yonikafopl ( 31/05/2005 09:16)
dadabe :-*

106. sonwin ( 31/05/2005 14:29)
107. dadabe ( 31/05/2005 17:56)
yonika:-*:-*:-*
108. fijo ( 31/05/2005 21:04)
ari malala izay mantsy ,sady za eto raha misy olana ka.aza mifandrobaka any fa aty malalaka tsara e
109. yonikafopl ( 01/06/2005 00:47)
fijo =D

dadabe :-*:-*:-*
110. ari.malala ( 01/06/2005 05:53)
fijo, misaotra ê! :) za ndray lety tsy mila mifandrombaka zany â! manatona zay mila ana fa za tsy mil mandrombaka no tsy mila saropiaro
111. yonikafopl ( 01/06/2005 08:38)
112. dadabe ( 01/06/2005 09:36)
io ary e yonika:-*:-*:-*
113. ari.malala ( 15/06/2005 13:10)
retour à la case départ ndray zany ty ê! aiza ireo nandalo tao @ akany mpanasoa fahiny hifampitafa. :)
114. fijo ( 15/06/2005 19:53)
ari malala za tsy saropiaro ka.aza manahy ndry ny amin'izay.ny ahy le fitiavan virja ihany
115. dadabe ( 16/06/2005 03:36)
:wink:ity akia zah ry ari.cherie a:wink:
116. fijo ( 16/06/2005 04:28)
hoavy eo bebe fa ataovy ary .
117. yonikafopl ( 16/06/2005 05:19)
fijo hihi aleo lery hanala ny mavesatra any aminy ka hihihihh, samy manao manko, fifanarahana vaovao io.:)
118. ari.malala ( 16/06/2005 05:24)
:) fijo marina ve? irja an! hummm!
dadabe< ento ary ny resaka ê! aôna daolo moa ny adalana sy ny fanalana profs fahizany? :) aiza zao ragodgasy? Raleva (le surveillant general nipetraka tany Fenoarivo iny) ony efa maty efa ela be!
119. dadabe ( 16/06/2005 14:14)
arimalala hay i Raleva efa ela no vita kle,haiko iny de anotanio i sonwin fa misy resaka ihany kou lery iny .

de ahoana hoy i sonwin t@le resaka dina kely fa zah tsy naharaka e:-w
120. ari.malala ( 16/06/2005 14:18)
dadabe> Ie, efa ela hono no vita i Raleva, nampalahelo ihany alo... Fa nijaly koa le rangahy iny nanaovan'ny mpianatra anazy an! Surtout moa nareo tany @ serie scientifique tany... gaigy be raha hampijaly anazy! :) sa tsy marina ndray zany?

I Dinakely ony tô sipanao ko! ;) sa diso zany? Enao de izy de Dinakely ony no tena mpiakama tao ko! :) sa ve tsy marina izany ê! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0749