mitady ê!
42. dadabe
(
15/05/2005 08:50)
xxx>de inona no dikan'io le?
sonwin>tadidiko lesy iny rombo iny le ,ary ilay oron'i bruno vaky ra ve tadidin'lah?,lery le avy nirombo fa tratran'ny sipan'le joba nokotin'lery :@ :@ ,resaka kou lesy tsika tao @la sainte tao kle :@ :@
mishou>rehefa lebe anie zah vao nakaty chine e :-$

43. sonwin
(
16/05/2005 18:22)
dadabe> :-D :-D :-D milay daholo leisy ireny a :D soa ihany leisy nisy ity serasera ity dia tafahoana eto indray klé...i bruno koa ange leity ato e, arak'ialahy ve ny pseudo-ny? :@
45. fijo
(
16/05/2005 22:17)
ari malala toa io mihintsy ny anaran'ilay frera .somary maintimainty mahia iny izy.fa izany anie tamin'ny 97 e,nareo toa efa taloha no tao raha io resaka io ko
46. dadabe
(
17/05/2005 06:06)
:miam::miam::miam:sonwin sy iartistika >:wink:haiko tsara ny ps ny bruno ato kle
fijo lah kou angah tao kle ?
fa zany hoe tairo klou ny :@:@:@:@:@:@:@:@de aveo mikefona
fijo lah kou angah tao kle ?
fa zany hoe tairo klou ny :@:@:@:@:@:@:@:@de aveo mikefona
47. ari.malala
(
17/05/2005 12:17)
fijo, tsy izy ka, tena tsy izy satria i Bema anie vao lasa izahay t@ 94 de tsy izy tsony no inspecteur tao fa i Frere Leon ê! natahoran'ny ol rehetra na lahy na vavy izay ol zay.
dadabe, ajanony faty any resaka mainamainandozanao io! mandreraka mintsy olo raika ty!
dadabe, ajanony faty any resaka mainamainandozanao io! mandreraka mintsy olo raika ty!
48. fijo
(
17/05/2005 20:30)
dadabe za tsy tao fa ny neveuako no tao,dia za paka andry zalahy rehefa tonga any.
49. sonwin
(
18/05/2005 09:46)
ary rafijo ve zany mpakeo amin'ny bara vy sa ilay mpijoro mamono lolo be ary ambavahady be?
dadabe> ary kobon'ialahy ato koa ve i Jules e?:D
dadabe> ary kobon'ialahy ato koa ve i Jules e?:D
50. fijo
(
18/05/2005 21:34)
tsy teo amin'ny bara vy aho ka;fa mpijoro miaraka amindry hery be eo ampitan'ny vavahady be.eo amin'ilay tsena kely iny
51. ari.malala
(
19/05/2005 05:26)
am-pitan'ny vavahady be aiza koa no misy tsena? Ilay mivoaka aty @ tohatohatra miakatra any Ambatonakanga ve? sa le ary ambany akaikin'ny square?
54. fijo
(
19/05/2005 20:34)
tsy tsena marche anie fa mpivarotra kely iny e.misy tohatra mivoaka eo amin'ny tranondramarosaona sa iza io ambony io.
hery be le bandindramaromisa iny
hery be le bandindramaromisa iny
55. ari.malala
(
20/05/2005 06:04)
ha ve ê! k'angaha io r'i fijo ny vavahady be â! le ary akaikin'ny squar no izy. :)
tena olona teny arinanay daolo angamba no resahinareo fa tsy misy olona fantatro!
tena olona teny arinanay daolo angamba no resahinareo fa tsy misy olona fantatro!
56. dadabe
(
21/05/2005 04:29)
sonwin >ny ps n'i lery anie lety i k... e! hehehe
ary mba aiza lety le sipa kely niaraka at@lah taloha iny a,le tao @2nd II iny lesy e :wink:fa tsy tsaroako le anarany ,tsika koa anie t@ireny nanomana Bacc de tssss ary aiza lety i papa sola a ?:-D:-D
ari.malala>efa tsy mifoka tsony zah malala a:wink:(l)

57. sonwin
(
21/05/2005 16:49)
dadabe>:-D:-D, Johanne leisy a..dia avy eo izy ilay lasa niaraka tamin'elah indray...soa ihany fa za no taloha klé:wink:, i papa sola leisy nijaly mihitsy amin'ilay asian-dry zalahy silgaoma ny sezan'ileiry klé :-D, toa efa loa-jafy leiry amizao e
fijo> kay tena ts koboko zany Hery zany kay
fijo> kay tena ts koboko zany Hery zany kay
59. yonikafopl
(
22/05/2005 13:48)
dadabe hay kosa kay de efa hatraty le malala an hihihihihihi :twisted:
aleo memezana kalou hihihihihih
mody meme za io fa tezitra a=((
aleo memezana kalou hihihihihih
mody meme za io fa tezitra a=((