mitady ê!
21. iartistika
(
12/05/2005 08:26)
lo> teny ambatoroka teny ry zalahy no nipetraka,mirahalahy izy...
22. ari.malala
(
12/05/2005 09:09)
iartistika, fantatro tsara i radafy ê! nipetraka teny akaikinay de efa any Ampasapito izy izao.
sonwin, tsy haiko le boul.
Antoniaina; ahoana le nareo nandeha excursion de nanaraka anareo tany ny déléguée anay ê! i Tsiory tadidinao? de le nanao accident tany nareo?! aventure koa ny anareo an! :)
sonwin, tsy haiko le boul.
Antoniaina; ahoana le nareo nandeha excursion de nanaraka anareo tany ny déléguée anay ê! i Tsiory tadidinao? de le nanao accident tany nareo?! aventure koa ny anareo an! :)
23. dadabe
(
12/05/2005 09:42)
ari.malala>haiko tsiory ka ,de i boul ve tsy hainao? ary i prefet aza e
hery>hermann hardos izy indrindra kle ,fa elah zany raha azoko tsara de mirevy glita kle :wink: milay zany ka
laleste>fa ianao taiza no nibosy le ,zah manko efa nivezivezy fenarana bdb zah sy sonwin promotion 1 zahay mitsam ,fa lazao le fenaran'lah fa sur aho fa tsy maintsy misy ol fantatray ao e :D

24. ari.malala
(
12/05/2005 11:36)
aza mitsatoka re r'i dadabe â! prefet iza? fa enao alo ve mpianatra tao ê! de serie in enao sa seconde firy sao de mba niara nibôsy aza isika?
25. sonwin
(
12/05/2005 17:05)
Tao amin TleS no nisy ahy sy dadabe. Mety talohakelinay fotsiny ianao: ireto zao niaraka prom taminay an: Papouse, Ny Aina (A2 izy), Rasakaiza, Andry,sy ny maro e
Frera direktera tamizany Ragody gasy :D
Frera direktera tamizany Ragody gasy :D
26. fijo
(
12/05/2005 20:23)
yonika ny ahy nisy frera izay no mba haiko tao fa lery mpanmpijaly mpianatra be.dia nogafianay fa nandaroka ny zanaky ny zokiko.
27. ari.malala
(
13/05/2005 05:53)
sonwin, mety ho iray promo ihany isika satria za seconde 3 niaraka t@ Sakaizatiana de nidouble seconde refaveo, sa ve diso aho? ny frere directeur nay t@ zany ndray nefa i Tpl Paingotra (oups, tsy tadidiko ny anaran-drangahy iny!) Dia io Andry io ve nanao mister de lany avy eo? sipan'i Amina izy t@ zany?
Fijo, sao de i bema izany frere nampijaly ankizy zany? Frere Marius no tena anarany?
Fijo, sao de i bema izany frere nampijaly ankizy zany? Frere Marius no tena anarany?
28. mamzelkely
(
13/05/2005 06:11)
zay ve rangahy tsy mba mafantatra olona lazainareo mitsy klé :cry: takizay zany mba nianatra tao am la sainte fa mba nety nahalala anareo ihany!!! le ty e!!!! :cry:
29. ari.malala
(
13/05/2005 06:24)
:) efa mifankahafantatra virtoaly aky eto fa aza mitomany r'i mamzel â! sa atsoina i sonwin hampangina andry?
31. ari.malala
(
13/05/2005 10:27)
odry! k'efa hoe mpianatr'i la Sainte ko mitady inona ahoana koa ary! olona nianatra tao @ Institut Sainte Famille Mahamasina. Mazavazava kokoa?
32. sonwin
(
13/05/2005 10:29)
ari.malala> ary raha fantatrao i Sakaizatiana dia tokny hainao daholo ny olona nolazaiko.Ilay zanaka pasitera iny ny sipan sakaiza tamizany.ts tadidiko intsony ny anarany.I Andry indray an, zokin'ny Ny aina...ianao sy Ny aina koa zany tokony niara-nianatra.I paingotra e..gravy be iny an!tokny hainao koa zany Patricia, Sylvie, Nicole..,groupe solide mpiaraka daholo ireo ankizy nolazaiko ireo an.
Mifenty> za leisy tao an :D fa tsy mamorona
Mifenty> za leisy tao an :D fa tsy mamorona
33. dadabe
(
13/05/2005 10:56)
ie marina io ka de..frera a,ary tadidin'ial;ahy ve le isika nanao ekskirision tany langaina ,de tapaka le corde gitara :D ? Tsika tao @terminale S tao kou anie lety tena ditran'olona mihitsy e :@ :@
34. ari.malala
(
13/05/2005 11:10)
ao @ seconde 3 v reo ankizy reo? i Sylvie le crane b iny v zany ê! iza le Ny Aina fa tsy arako...
35. dadabe
(
13/05/2005 11:45)
ie fantandry angah i sylvie ?/iny mihitsy zany e
o lety frera a,fantatry i ari.malal ve lesy i sylvie le :wink:
o lety frera a,fantatry i ari.malal ve lesy i sylvie le :wink:
36. mishou
(
13/05/2005 13:24)
za kolongany tsy tao @ la sainte e
dadabe> sao de mba la sainte famille any chine aza no nianran'là sa moa tsy misy katolika any hi hi hi hi :-D :-D :-D :-D :-D
dadabe> sao de mba la sainte famille any chine aza no nianran'là sa moa tsy misy katolika any hi hi hi hi :-D :-D :-D :-D :-D
37. ari.malala
(
13/05/2005 14:44)
Iny foana ary ny voalohany tao aminay fa mtifitra 17 de moyenne iny t@ zany ko! Fa za nge s3 (90-91) de nidouble de lasa s6 91 - 92 de avy eo 1A1 92 - 93 ê! de avy eo TA2 93 -94. Iza no niray kilasy tamina?
38. sonwin
(
13/05/2005 18:46)
dadabe> nampalahelo koa leisy ilay gitara tamin'iny klé..ary tsaroan'ialahy ve ilay rombo be teo amin vavahadin'ny la sainte teo e?saika lasan'ny prá koa isika tamin'ireny raha tsy nitandrina klé :@
I Sylvie nge leity amizao ka vadina deba be ary amin tanana ary e :lol:
ari.malala> anjaso njay hoe tadidiana hoe iza moa no niray kilasy taminao izany :roll:
iza moa no tao amin-dry zareo tao ry frera? :wink:

39. mamzelkely
(
14/05/2005 08:04)
normal kay ra tsy misy fantatro le olona kay zay tamzany mbola maternel :°) :-D