mitady ê!
82. ari.malala
(
26/05/2005 05:30)
:-D :-D :-D yonika, efa andry aky i dadabe fa mba vazivazy ny ahy â! :-D
dadabe ô! tano ny azo fa sarotra ny mila, de mirary soa ho anareo s'i bebe ê! :-D tena avy @ fo io teny io bebe an! mirary soa ê! matezà ny aina ê!
dadabe ô! tano ny azo fa sarotra ny mila, de mirary soa ho anareo s'i bebe ê! :-D tena avy @ fo io teny io bebe an! mirary soa ê! matezà ny aina ê!
84. ari.malala
(
26/05/2005 09:36)
mitsodrano an'i dadabe s'i yonika haharitra mandrakizay ê! reelman sa virtoaliman? :(D
87. yonikafopl
(
26/05/2005 10:47)
fijo hihihihi miala ho azy awona kou
ari malala hihihihih zany an, sotra njay azany kou:)
sonwin fa film inn kalou eeeee, za sy dadabe nge na miady aza fombany ihany io eee, fa tsy misaraka kosa klou eee :wink:
dadabe hihih zany mou oooo:-*:-*:-*

92. ari.malala
(
27/05/2005 05:37)
tena very le sujet fa lasa ady sy fifamerenan'i bebe sy dadabe ndray le resaka kle! averina ê! mitady mpianatr'i la Sainte ê! mba hifampitantara izay niainana tao @ akany mpanasoa ;)
93. dadabe
(
27/05/2005 07:16)
ahan ! de tsaroako ireo lalao
tao anaty lobolobo
tapakazo no mba basy t@zany
...elah le roll
manenjika ..manenjika
zao le bandy maty resy hatrany hatrany :wink:
indrisy manko ry skar poinkare (ceg antanimbarinandriana ankehitriny :cry:)
mitahiry fahatsiarovana
ho any mpaintimolalin\'i la sainte snif snif snif

94. ari.malala
(
27/05/2005 07:49)
:) f'angaha koa i dadabe nianatra tao @ square fahizany? ary tena mety efa nifanena ihany izany isika fahazaza fa tsy mifankahalala an! ;) sa ve diso aho? :)
97. yonikafopl
(
30/05/2005 09:03)
dadabe hayyyyyyyyyy :roll::-w zay vao kopy za fa mety i ari malala izay ilay sipa saika hummm le teo am zaridainan' Antanimbarinandriana iny eee hihihih
ari.malala=D
ari.malala=D
98. ari.malala
(
30/05/2005 14:37)
ie za mintsy aky â! fa ahoana? tahak'izay koa indry mba niara nianatra taminay de mba hummm konkou ê!