Dinika vaovao : Tontolo iainana

1. hery ( 11/05/2005 06:04)
Araka ny fangatahan'i rhevinilsen dia nosokafana ho dinika tsotra ilay dinika manokana momba ny tontolo iainana. Dinika noforonin'i Cupido izy io fa nataony ho dinika manokana fa amin'izao dia natao ho azon'ny rehetra andraisana anjara.

Manasa anao ary hitafatafa momba ny tontolo iainana ao.
novalian'i rpk ny 17/05/2005 09:01
2. rpk ( 17/05/2005 09:01)
tontolo iainana zany rangahy tsy miha-tsara fa miha-potika isan'andro a! fa zao...arakaraka ny maha-potika azy no maha-be ny sôsy mitobaka mba hitandrovana azy. Zay no mampilay ny mianatra azy...ny fahafinaretana azo, ny sôsy misy....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1449