Ami honnête

1. haingo23 ( 12/05/2005 05:45)
NB : efa voadika @ teny malagasy ao @ dinika io ihany ilay honnetete de l'homme izay nahitsin'ny hery ho an'izay mbola tsy mahita. Ity indray ny momba ny namana ...

Nisy mpifankatia roa nilalao karatra. i Dave vadin’i Jessica ary Jeff vadin’i Natacha. Teo ampilalaovana ry zareo dia latsaka t@ tany ny karatr’i Jeff. Niondrika tany ambany latabatra izy naka ilay karatra ary t@ izany no nahitany an’i Jessica vadin’i Dave fa tsy nanao silipo.
Taitra be mihitsy i Jeff ary boramena izy rehefa niala avy ao. Afaka fotoana vitsivitsy dia nandeha nitany fanalana hetaheta tany andakozia i Jeff. Nanaraka azy avy ato aoriana i Jessica ary nanontany hoe :
- Nahita zavatra nahafinaritra anao ve ianao tao ambany latabatra ?
- Eny hoy Jeff, tena mahafinaritra ahy mihitsy.

Nipihany Jessica maso i Jeff sady notsikiany no nilazany hoe : Azonao @ 100 dollars fotsiny io.
Tsy nahateny i Jeff ary afaka 2 minitra dia nilaza hoe mi-interesse ahy ilay izy.
Avy eo dia niresaka i Jessica. Tongava aty amiko ny zoma @ 14h fa i Dave vadiny dia miasa @ io fotoana io ary @ 18h izy vao mirava. Tonga tany tokoa i Jeff ary rehefa avy nanolotra ny 100 dollars izy dia niaraka tany @ chamber ary dia nanao tao ry zareo nandritra ny 2h t@ position rehetra ary rehefa vita izany dia lasa nody I Jeff.
Rehefa tonga i Dave t@ 18h dia nanontany hoe :
- Nandalo teo ve i Jeff androany?
- Taitra i Jessica ary namely hoe teo izy ary vao lasa minitra vitsivitsy.
- Nanome anao vola 100 dollars ve izy ? hoy Dave
- Nieritreritra ela teo i Jessica fa fantatr’i Dave ny zavatra rehetra ary dia nitsotra izy hoe nanome ahy vola 100 dollars i Jeff.
- Tsara hoy Dave, Nandalo tany @ biraoko i Jeff t@ maraina nindrana vola 100 dollars ary nilaza izy fa handalo aty amintsika hamerina azy androany....
- Tena tsara ny manana namana honnête toa azy, hoy Dave Namarana ny teniny.

novalian'i sasa ny 18/05/2005 05:42
2. sasa ( 12/05/2005 06:04)
hi hi hi hi efa hitako tamin'ny teny frantsay izy ity nefa na dia izany aza dia tsara kou le izy rehefa teny gasy kay :-D :-D :-D :D
3. mamzelkely ( 12/05/2005 06:09)
=)) =)) =)) =))
4. gasmlay ( 12/05/2005 07:57)
:-D
5. eh ( 12/05/2005 08:13)
tsara ilay izy ê! tena mampiome b!
6. iartistika ( 12/05/2005 08:28)
:lol:
7. sasa ( 12/05/2005 08:55)
ye milay wa fa elah ry iartistika tsy azo ampidirana an-trano klé sao dia manao "ami honnête"
8. mamzelkely ( 12/05/2005 09:34)
hanatra ho anareo lelà io fa tandremo sô de misy namanareo mindram-bola!!!! mba mailo!!!! 8) :°)
9. haingo23 ( 12/05/2005 10:11)
Ka ilay vehivavy anie no fositra e! mila manadrana hafa angamba izy
10. ari.malala ( 12/05/2005 10:26)
:-D honnête tokoa ka! =)) =)) =))
11. sasa ( 12/05/2005 10:41)
ari-malala zay lehilahy anie honnête foana e sa ahoana hoy njy
12. mamzelkely ( 12/05/2005 10:45)
zany an!!! :P
13. ari.malala ( 12/05/2005 10:51)
humm! asa moa! eo dia midera tena ohatran'ny papelika eo! :-D

14. sasa ( 12/05/2005 11:09)
ari-malala njy ve tsy mino an'izany anontanio anie i haingo23 fa marina izany kou
15. mamzelkely ( 12/05/2005 11:55)
:roll:
16. mamzelkely ( 12/05/2005 11:56)
manotany tena za we marina ve zany lainga be zany!! :roll:
17. haingo23 ( 12/05/2005 12:44)
Minoa fotsiny ihany e!
18. iartistika ( 12/05/2005 14:59)
ny an'i kotofetsy sy mahaka ty! leo hoe omeo ao ze tadiaviny reniny ah!! :-D
19. mishou ( 12/05/2005 15:32)
hi hihi hi hi hi =)) =)) =)) =)) =)) =)) mbola tsy nisy blagy nampihomehy ohatran'ity klé
20. sonwin ( 12/05/2005 15:39)
haingo23> milay daholo leisy e =D =D :-D :-D :-D :-D =)) pounk kely rahaingo a :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3264