Ami honnête

41. dadabe ( 15/05/2005 10:14)
ari.malala >tsy honety hoe eeE?? :-w
ndao ary hifaninana e :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :-P :-P
42. iartistika ( 15/05/2005 10:50)
43. sonwin ( 15/05/2005 10:57)
8) 8) raikitsa klé..ari.malala contre dadabe, dia inona ilay fifaninana amizao :roll: :@
44. pissoa ( 16/05/2005 16:27)
njekaky enao o! Aleo hiala mangingina fa ...
45. sasa ( 17/05/2005 06:02)
mishou aoka izay fa reraky ny fihomehezana eo njy dia tsy mahavita devoir raalina
sonwin in lety ny raikitra
ari-malala miala njy teo haingana fa i dadabe io anie ka tsy mitsitsy e
46. dadabe ( 17/05/2005 07:40)
:-@
47. Mifenty ( 17/05/2005 10:19)


inn ndray radada io a.

48. ari.malala ( 17/05/2005 11:40)
:-D :-D inona koa no ifaninanako @ dadabe? sady tsy maharaka ana io ra hiazakazaka fa io efa vizaky ny môly! sady ankorondrano reny no anatihazo de efa tsisy aina tsony! sa inona klo le hifaninananana ê! ierao tsara klo bebe!

49. mishou ( 17/05/2005 23:21)
ari.malala>tsy arako indray ilay sady akorondrano no anatihazo

bedada> tena makorelin-trano mihitsy nareo fa ankorondrano sy anatihazo ange ka mila mibattre ela2 ihany vao tonga e
hi hi hi:-D:-D:-D:-D:^):^):^)
50. ari.malala ( 18/05/2005 05:30)
:-D ankorondrano zany misotro de anatihazo le manamaina ê! zany ary ve de tsy azon'i ùishou! :-D :-D

51. sasa ( 18/05/2005 05:42)
mishou taraiky indray njy tamin'iny
ari-malala alefaso ny lesona manaraka
akorondrano de anatihazo de Befandriana adinonjy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0785