Ami honnête

21. welie ( 12/05/2005 16:03)
Hahahahhah...... iny indra yno tsy hitako kay an! =))
22. iartistika ( 12/05/2005 16:53)
:lol:
23. dadabe ( 12/05/2005 16:57)
ary zay zah vao nahita an'ity le

haingo milay e merci :p ,
sasa a ampindramo 100 $ lesy aho fa hateriko any amilaisany rahampitso a :D
24. pissoa ( 12/05/2005 17:00)
Njekaky enao o!
Ary Natacha toa tsy nilalao? Aza hitako ka mbola mitohy ny tantara lety e! :-D :-D
25. dadabe ( 12/05/2005 17:02)
ao njy natachas de zah hanao dave :-$
26. iartistika ( 12/05/2005 17:34)
=))
27. Mifenty ( 12/05/2005 17:38)


zara fa tsy ozy le sipa oe amerenako 50euro enao fa lafo loatra aza kou.

sady mba misy atao frais kle.

28. mishou ( 12/05/2005 21:44)
haingo23>nandeha nivoaka aho rehefa avy namaky ity blaginao ity fa nalemy ny tsinaiko nefa za irery no tao anaty fiara.
Nandeha nankany @ pharmacie indray de toran'ny hehy foana isaky ny mahatsiaro ilay izy =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
fa notantaraiko t@ tato an-trano fa leo aho mimhomehy irery fa tena mbola malemy aho hatr@ izao, vita ho azy ny abdo, tsy be kibo intsony aho niteraka virtoaly hi hi hi hi.
Tena malemy mihitsy aho we nanao izay hahavoazana ilay jessica koa voa soa aman-tsara, ilay vola kely tsy maintsy averina @ vady, niasa talata i kala =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
29. dadabe ( 13/05/2005 03:19)
mishoury lanitro oo mimemeh be izy nefa le resaka ery ambony maasaka be , ho tapa -tsinay eo ny farany le.
30. sasa ( 13/05/2005 05:11)
dadabe elah izany mitady hanao ami honnête klé za klou tsy hampidrana izany e
mishou izay za vao nahita njy nihomehy be otran'io fa za tamin'ny nahita an'io tany teny frantsay no tena tsy nahavita asa mintsy fa mihomehy irery foana kou fa mampmé foana le izy na teny gasy azany
haingo23 =D =D =)) =))
31. haingo23 ( 13/05/2005 06:07)
Mishou> aleo aho tsy hitantara balgy intsony fa sao manahirana ahy eo ianao ka lasa bedin\'i dadabe sy ry Mifenty aho avy eo.

Aleo hitadiavako ilay tsy manapatsinay indray ndry e!
32. ari.malala ( 13/05/2005 06:18)
ary ty dadabe ty tena tsy atokisana mintsy ka! mody oe honnete nefa tsssss!

33. pissoa ( 13/05/2005 11:04)
fa maninn njay dadabe? :-$
o ry mishou, ... otran'zao njy refa avy eo :^) :^) :^) :^) :^) :^)
34. sonwin ( 13/05/2005 11:07)
pissoa :wink:
35. sasa ( 13/05/2005 11:15)
:P :P
36. iartistika ( 13/05/2005 15:52)
:P :P :P
37. pissoa ( 13/05/2005 16:18)
sonwin :wink:

38. Mifenty ( 13/05/2005 20:54)


tena tapa-tsinay mitsy koa aho cly nitantaran-dry anle izy le tao an-trano kle.

:-D :-D :-D
39. iartistika ( 13/05/2005 21:35)
:wink:
40. mishou ( 14/05/2005 13:57)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
nareo ry reto manapa-tsinay daholo an
sasa> soa ihany fa tsy za irery fa tena hatr@ izao isaky ny mieritreritra an'io aho de mbola malemy foana
tena nikatro-doha ve rangahy le sipa nivaro- pitombenana fa niverina any @ vadiny soa aman-tsara ilay vola hi hi hi, ny tena @io vizana tsara nanaovan'ilay iray azy, nefa ny nantenaina lasa any @ vady. Zany no tena we nila tombony de natombony =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2249