io ara lay télé sur le web

1. vegas ( 09/05/2005 23:09)
atolotra indrindra ho an'ireo akama lavitra nefa mba te aharaka ny fandeanjavatra.
www.voissa.tv
mazotoa ary o!
novalian'i vegas ny 29/09/2005 00:38
2. rurik ( 10/05/2005 10:27)
ary io ve fandaharana gasy sa ?mbola tsy nijery aho fa te hahafantatra aloha raha gasy?
3. rasl95 ( 19/05/2005 14:01)
de misaotra ny namana vegas fa dia tena nandeha tokoa moa ilay télé a!
4. palince ( 21/09/2005 14:19)
télé gasy amuin'ny ahoané? Za tsy nahita
5. xxx ( 22/09/2005 07:48)
tena tsy hitako zany kle
6. vegas ( 29/09/2005 00:38)
Misy olombelona mitovy amin'ny gasy ao ka!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3125