Sakafo gasy be dia be

1. hery ( 11/05/2005 08:25)
Dia napetrako ao amin'ilay encyclopédie malagasy @ internet http://mg.wikipedia.org ny rohy hametrahana ireo sakafo gasy rehetra na lahatsoratra momba ny sakafo gasy.

Raha toa ka hametraka sakafo gasy ary ianareo dia azonareo atao ny maneha ao amin'ny http://mg.wikipedia.org/wiki/Sakafo
2. bichette ( 11/05/2005 09:20)
ok misaotra Hery a
3. booboo ( 11/05/2005 12:14)
sôtra an'i Hery
4. hery ( 12/05/2005 09:11)
:-) nareo ange no mila mampiditra sakafo ao e... zah ve tsy mahay kou.
5. rurik ( 12/05/2005 11:16)
=)) =)) =)) misaotra Hery a =))
6. mamzelkely ( 14/05/2005 13:47)
de tsy tokony isôtra zany zay !!! :°) tsisy fisôrana hery an!!!hihihi
7. ftma ( 17/05/2005 21:53)
hery saika hampiditra sakafo any aho fa tsy mety
8. betty ( 19/05/2005 13:53)
mila manokatra vava le mampiditra sakafo ao =))
9. chipie1 ( 19/05/2005 17:36)
betty > eka marina zany
10. voninkazokely ( 06/07/2005 08:40)
Kory aby
Ato koa misy: http://razafimalala.free.fr:D
11. voninkazokely ( 06/07/2005 08:47)
:oops:http://razafimalala.free.fr-ARRrr...RecetteMadagascar
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2592