akory,mba mitady asa é

1. dago23 ( 01/05/2005 21:35)
akory daholo;mba manao annonce ato aho fa mitady asa;raha misy afaka manampy dia mba valio@mail;misaotra indd;veloma
novalian'i palince ny 08/09/2005 09:36
2. cheboman ( 04/05/2005 14:49)
inona aloha lay asa tadiavinao, toerana aiza sns???
3. fijo ( 05/05/2005 20:00)
aiza marinakay ianao?ary mitady asa inona
4. palince ( 08/09/2005 09:36)
aty aminay misy tonga de vonona fa avia ianao izao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2154