mila fanampiana e

1. xxx ( 03/05/2005 07:51)
Mba mangataka ry zareo, aiza kay no misy ny fanakalozam-bola Euros en Mg na MG en Euros, na Dollar en MG, MG en dollar
Miala tsiny fa mbola vahiny be amin'io nefa ny tena mba te hividy zavatra any ivelany

Misaotra mialoha

xxxxxx
novalian'i fijo ny 23/06/2005 20:22
2. booboo ( 03/05/2005 07:53)
euh HS vetivety...inn kay izany MG izany ? :-o
3. sonwin ( 03/05/2005 08:12)
Fa aiza ny toerana misy anao? ianao koa nge manao xxx dia mampitahotsa e! sao dia polisy ...anoraty za raha tena mila ianao, dia atoroko banky :wink:
4. mishou ( 03/05/2005 09:14)
aza mampiresaka ry xxx an, raha any tana enao de eny analkely raofim-potsiny, vao mandalo ianao de ry zareo indray no manatona fa tsy ianao no manontany, sa aty ivelany, toa tsy de ilainao angamba raha izay satria ataovy paiement par carte bancaire de converti ho azy e, (aloavy @ karatra banky de miova ho azy) aleo asiana diak-teny gasy sao dia lazainao fa tsy hainao eo indray io
hi hi hi
mahita sujet foana ianao an, enao angamba animateur ato @ sera2 mihitsy raha azoko tsara saingy tsy be biz'oroka no tsy be isa azo fa de xxx marina, homme sa femme inconnu(e)
:-D :-D :-D :-P :-P :-P
5. manowar ( 03/05/2005 11:09)
ra tena mila enao dé any tsiafahy sy nosy lava misy bande mpamaky banky!ra sendra tsy, misy any de andehana mankany @ volana de any atakalo!
6. dadabe ( 04/05/2005 05:58)
dray marina ,ry masina maria virijiny oo,ompa sisa no tsy nataon'ilay ranamana ??? :{ :{
7. tafita ( 04/05/2005 07:49)
xxx:

Mba mangataka ry zareo, aiza kay no misy ny fanakalozam-bola Euros en Mg na MG en Euros, na Dollar en MG, MG en dollar
Miala tsiny fa mbola vahiny be amin'io nefa ny tena mba te hividy zavatra any ivelany

Misaotra mialoha

xxxxxx



Sarotra be ry XXXXXXXXXXXXXX ny hanampy anareo . Misy olona mba miditra eto amin'ny namana , tsy fantatro ny antony raha toa ka tsy te-hiseho fa miafina amin'ny hoe XXXXXXXXXXXX . tsy hita hoe aiza no mipetraka , tsy fantatra hoe iza no anarana ka dia aleo tsorina hoe tsy misy azo atao hanampiana anareo manao toy izany tompoko
8. fijo ( 05/05/2005 19:49)
sarotra marina ny hananmpy X e.fa mahamenatra ve ny mitady hevitra ta izao no dia manao X e?aza dia kanosa loatra fa izay no mahavoa antsika
9. saotra ( 05/05/2005 19:57)
sady tsitako zay antony iafenana, otrany hoe nanao ratsy zany kou nareo marina.
10. Veloo ( 05/05/2005 20:30)
Mety tsy manana vola akory lery knou =)) =))
11. fijo ( 05/05/2005 21:16)
ny vola mety hisy fa ny saina no tsy ao ngamba ka
12. bako ( 23/06/2005 17:42)
za ry ty mpanakalo vola euro @ ny taratasy fifirana a !!!!
13. fijo ( 23/06/2005 20:22)
bako :roll::roll::roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2117