Angamba anisan'ny takelaka misy loharano lehibe indrindra ny Encyclopedie izay ao amin'ny http://wikimedia.org Ny teny malagasy dia azo foronina sy tohizana ao amin'ny http://mg.wikimedia.org. Mazava ho azy fa mbola tsy misy zavatra firy ao amin'ny sokajy malagasy kanefa ny mpitsidika rehetra dia afaka manoratra daholo. Ny http://fr.wikimedia.org ohatra dia ny mpitsidika miteny frantsay no nanao azy sns. Koa azo atao tsara ny mampitombo an'io amin'ny teny malagasy io.