Serasera-phobie ao Trois-Rivières CA

1. hery ( 02/05/2005 07:41)
Tsy ankamantatra (satria fantatr'izay maharaka rehetra)
Tato ho ato (efa nandritra ny 6 volana lasa oups) dia misy olona iray (oups... diso aho kah... tsy olona iray hono)... eny e, olona maromaro (mampiasa ordinatera iray izany ao Trois-Rivières Canada) izay tsy faly mihitsy amin'ny ezaka rehetra atao eto amin'ny serasera.org :-)

Ny mampiavaka ireo olona maromaro ireo dia izao. Olona mampiasa ordinatera iray, mitovy IP kanefa tsy cyber-café :-) Dia Tamin'ny voalohany dia nanontaniako aloha ny olona telo sao dia mba telo izay iray fa hozy hoe tsy olona iray mihitsy kah. (Dia nino aho :-D)

Niampy iray indray... taty aoriana, nitovy fiteny, nitovy sonia :-) nitovy alahelo... nitovy tarigetra tamin'ireo telo voalohany :-) Dia nitovy ordinatera, izany hoe nitovy birao (satria tsy cyber-cafe...) dia nanontaniako indray. Dia namaly hoe rehefa tsy eto izy dia mandalo eto aho :-) (Dia nino ihany aho :-D)

Dia rehefa misy pseudo vaovao manakorontana indray dia mbola mampiasa an'io ordinatera io ihany... dia nanontaniako. Dia namaly hoe namany koa aho (Dia mbola nino ihany aho :-D)

Fa misy inona loatra ao amin'izany "birao" ao Trois-Rivières izany no izay mandalo ao dia mitovy tarigetra daholo? :-) Sa izay gasy miditra ao amin'izany biraon'ny Trois-Rivières izany dia tratran'ny Serasera-phobie? ;-) Satria mba maromaro ihany ny avy any Canada fa izay gasy ao amin'io ordinatera io ihany no toa hafa indrindra :-)

Dia miandry ny mpandimby an'isambilokely namana vaovao avy ao Trois-Rivières indray e :-)
novalian'i sasa ny 10/05/2005 06:00
2. Mifenty ( 02/05/2005 07:49)


ratsy be zany serasera phobie zany a. Otrany oe tsy manaiky ny ifandraisan'ny gasy zany kle.

Ady hevitra no atao ato kle.

Tsy mahatanty mangatsiaka angamba ry lerony de manjary manao anzany kle.


___
ny hery tsy mahaleo ny fanahy
3. sasa ( 02/05/2005 07:59)
kay leaza ratsy be izany ry reto fa tandremo; tena simba raha aty dago no misy an'izany kou.
4. dadabe ( 02/05/2005 09:48)
:{ :{ :{
5. dadabe ( 02/05/2005 09:52)
:{ :{ :{
6. majakely ( 02/05/2005 09:52)
:lol:
7. mishou ( 02/05/2005 12:43)
merci hery fa mora kobo ry zareo e, mankaleo ahy mihitsy raha vao tafiditra ry zareo fa tena tsy mahita zavatra tsara fa ohatran'ny voaozona hitsikera.

Mieritreritra an'ireny aho hoe mba mitsiky ve ireny olona tsy mahita hafa-tsy lafiny ratsy ireny

Mampalahelo fa lavitra be ny paradisa ny toe-tsainy
hi hi hi hi 8-) 8-) 8-) 8-) :-D :-D :-D :{ :{ :{
8. sasa ( 02/05/2005 13:04)
mishou na aiza na aiza dia misy foana ny olona nateraka hanankorontana, fa ny solidarité no maharava azy ireny, avelao izy hanao fa ny antsika tohizo hatrany e
Milay kan " tsiky dia ampy"
9. welie ( 02/05/2005 14:01)
hummmm... tena tandremo sao mamindra ilay izy ry reto an! Zay aloha dia mbola Seraseraphile fona ka!

Tsiky dia ampy hozy dadabe izay nefa aza io frapin'i hery kou! :-P
10. sonwin ( 02/05/2005 15:18)
za koa seraseraphile ohatran'i welie ka :-* ..fa ilay mpitsikera indray ..hitsikio izy dia menatra e :lol:
11. sonwin ( 02/05/2005 15:19)
za koa seraseraphile ohatran'i welie ka :-* ..fa ilay mpitsikera indray ..hitsikio izy dia menatra e :lol:
12. aristar ( 02/05/2005 17:01)
Hery>
Ny mampiavaka ireo olona maromaro ireo dia izao. Olona mampiasa ordinatera iray, mitovy IP kanefa tsy cyber-café

Tsy ordinatera iray no hampiasainin'iro olona maromaro ireo na mitovy ary ny IP. Mety mitovy hevitra fotsiny izy rehetra.
Porofo: Misy ordinatera telo ato antranoko ary ny adresse IP (LAN) dia 192.168.0.2, 192.168.0.3, 192.168.0.4 ary ny routeur dia 192.168.0.1 fa rehefa @ Internet dia adresse IP iray fotsiny no hitanin'ny réseau WAN xxx.xxx.xxx.xxx miova isakin'ny 24 ora
13. zandikely ( 02/05/2005 19:16)
Fanitsiana Kely fotsiny :
Trois-Rivières dia tsy aty CANADA fa any QUEBEC.
Mila mizatra io fanavahana io fa na ny mpitondra any Dago aza dia efa manaiky io fanavahana io.
14. aristar ( 02/05/2005 19:20)
zandikely>Faha Quebec ange provinsin'i Canada. Ohatra ny miteny ianao hoe Toamasina tsy any Dago
15. pitchou ( 02/05/2005 19:38)
:? zà koa d nihevitra hoe tsy lany ilay fangatahana fahafahana napetraky quebec ko! noho izany d mbola any canada ihany i trois rivières!
ratsy be izany aretina any izany! serasera inona tsara moa izy teo??? tsy mbola nahitana fanafody sy vaksiny sahala @ ebola angaha hono?
16. Veloo ( 02/05/2005 20:53)
Aristar, za ko mba gaga fa angaha i Quebec tsy ao canada kle??? afahafa ndray zany...
Za aloha dia tsy mi-kopy ty zavatra miseho e na dia mamaky ary :lol: :lol:
17. saotra ( 02/05/2005 21:11)
Veloo> za kou tsy kopy kle
18. aristar ( 02/05/2005 21:28)
Veloo sy saotra > Jereo eo @
:: Ianao
Ny momba anao

Misy ny Mombamomba anao sahala @'izao
IP : xxx.xxx.xxx.xxx
Io no adiresinareo eo @ Internet nefa raha misy réseau local dia ny adirey IP ny ordinateranao dia dia shala @'izao 192.168.0.xxx
19. zandikely ( 02/05/2005 23:53)
Aristar , Pitchou, Veloo :
Marina fa mbola tsy nitsintaka taminy Fédération ny province Quebec fa ny fomba fampiasa andavanandro aty dia manatsaraka any Quebec sy Canada io foana.
Ary tsy tian'ireo quebequois mihitsy zany antsoina hoe canadiens izany.
Hitanareo fa hatramina fomba fangatahana Visa aza tsy mitovy rehefa ho any Quebec na dia ambassade iray ihany manome azy.
Ry zareo tompony ihany namorona an'io fa tsy zaho mihitsy e !
20. aristar ( 03/05/2005 01:33)
zandikely>na tiana na tsy tsy tiana ny quebequois dia canadianina izy. Nisy fifidianana dia tsy tsy nandresy ny indépendantistes dia izany ny demokrasia. Aohatrany eto Frantsa ny Corses dia frantsay na misy olona vitsivitsy aza sy manaiky dia manao attentats.
Tokony hianatra tsara an'izany ny malagasy ary arakin'ny voalzanan'i Hery dia Trois-Rivières CA sahalan'i Chicoutimi sy ny ny Ontario
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4811