Serasera-phobie ao Trois-Rivières CA

41. saotra ( 03/05/2005 19:23)
Kay vare ka misy anizany ato e.
Izay manenjika tsy mba aloha zany mitsy fa afara fona e.
Tokony mba tenenina mafy be eto ny anaranizany olona zany marina. otrany mba mafinaritra ana le maheno hoe io lay mpanakorontana oh.
tsondjo > hihihiih
42. sipagasy ( 03/05/2005 20:57)
wadray ary toa niomehezan'i saotra i tsondjo????, fa inn ny anampiomehy tao kay???? :-D :lol:
43. mishou ( 03/05/2005 22:15)
tsondjo> aristar hono manana 3 sa 4 fa manaova maskiny any de mahazo 1/2 farafaharatsiny de mba 1/2 sis mankany @ cyber any @ taninn'y frantsay e.
:-D :-D :-D
ohatra hoe centrale angatahina de écran sy souris ary clavier andehanana any @ cyber, sa tsy hevitr'akoho maha-omby izay
=)) =)) =)) =)) =))
44. saotra ( 04/05/2005 05:25)
sipagasy> le hoe ny odriny erany lalatsarany ka. eritreretiko hoe otrany @ dessin animee zany no misy anizany, de tsysy andeanana mitsy , de mifandondona ny olona fa feno odri ny lalatsarany zay fotsisy ka
45. ikaretsaka ( 04/05/2005 05:32)
fa tokony hazavana aloha ange hoe inona ny tena anton'ilay phobie fa hatramin'izao tsy mazava fa le mipalaka tsy milaza y antony moa ilay voapalaka koa e
46. saotra ( 04/05/2005 05:53)
izy ara fa vopalaka ka in kou no ambarany eo?
47. dadabe ( 04/05/2005 13:36)
ry lanitro oooo inona indry re ny dikan'ny ny hoe mipalaka ity e,ny phobie aza tsy azoko de zao indray mipalaka
48. Mifenty ( 04/05/2005 13:50)

phobie lesy dia avy tam teny gasy hoe faobe.

zany hoe manao fanaratsiana faobe ilay oul avany canada ka sady midedaka kely hoe eran'ny lalan-tsara atrany am lakavy dia misy ordi dôly.

de zay le fanaratsaiana faobe ataony.

49. Veloo ( 04/05/2005 15:26)
dadabe =)) =)) =)) =))
mifenty, ikaretsaka inn zany mipalaka kay??? :lol:
50. dadabe ( 04/05/2005 15:37)
mifenty>ah bon mercii
fa amiko izany mipalaka izany ve tsy hoe mitsoda ihany zany e :wink:
51. saotra ( 04/05/2005 16:52)
:wink: zay injay no tsy haiko
52. mishou ( 04/05/2005 20:33)
dadabe> sain-bôniny mihitsy nareo an, rehefa nazavain'i mifenty ny phobie de aleo hanazavako ny mipalaka indray, mitoraka izany e, ka pala no hitorahan, élà moa nanao sabaka t@ mb^la kely sa tsia, de iny ilay atsipy iny no atao hoe pala de mipalaka izany mitoraka pala e
hi hi hihi :-P :-P :-P :-P
53. saotra ( 04/05/2005 21:32)
mishou > =D =D =D =D
54. yonikafopl ( 05/05/2005 13:46)
anseeeeeeee
za mbo handeha any canada\ hangataka ordi anakiray am le bedabe ao andalatsara kleee
55. iartistika ( 05/05/2005 18:17)
mba hitonjay 1 aho ry bebe ah! le any am lakavy iny!!
56. saotra ( 05/05/2005 19:24)
iartistika> efa hoe eo @ lalatsara ka mbola hoe le any am lakavy.
Tsy aleo ve zay andalovana eo bataina? mety misy kalalao any @zany lakavy zany
57. iartistika ( 05/05/2005 19:29)
misy oliva??
58. dadabe ( 06/05/2005 03:09)
vokabilera vaovao koa oliva??
bebe a! zah kounkou itonjay 1 de omeko ny volan'lah rehefa tonga virtoaly aty lah :wink:
59. sasa ( 06/05/2005 05:28)
dia tena tsy maintsy hanofa migue 21 njay aloha zahay mivady klé
oliva; virtoaly; vôniny; pala, ao andalan-tsara; serasera-phobie in doly ireo ?
60. dadabe ( 06/05/2005 13:08)
:cry: :cry: :cry: mila pilote ve lah ?(fa tsy kilote a)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2129