Serasera-phobie ao Trois-Rivières CA
21. zandikely
(
03/05/2005 03:44)
Aristar
Tsy maninona ary fa aleo atao fotsiny hoe any aminy Province Quebec no misy ny Trois-Rivieres, anatin'ny Conféderation atao hoe CANADA.
Aza afangaro fotsiny Chicoutimi sy Ontario fa tsy mitovy laharana. Ontario Province, Chicoutimi, ville kely ao anatin'ny Province Quebec avaratra.

22. isambilokely
(
03/05/2005 04:09)
Aristar>
Tena marina dia marina ny fanazavana fa tsy voatery hoe mahay hard sady LAN anie rehefa mikirakira takelaka e. Asio cours LAN sy ADRESSAGE kely eto ry Aristar fa misy miana-kendry miseho Katolika alohan'i Pape.
Ny ordi dia maniry ohatry ny anana sady tsy misy cyber café izany koa, tsy mahalala izany cyber izany ny olona aty, ary tsy mahalala ny fisisan'izany ihany koa, efa monde hafa izany no iainana. Hatreny amin'ny lalan-tsara ny ordi. Sady ilay isambilokely dia anarana faobe ka na ny teny miafina aza dia tsy miafina intsony sady tsy misy moa ny hanafenana azy. Satria hono inona moa no hanokafana kaonty betsaka eto amin'ny serasera izay fanalana azy, toy ny bisikiletan'ny fivondronana ihany io r'ise !
Sady ilay resaka anie misy manodina foana ry zareo. Filazana resaka ARNAQUE no niantombohany dia mivadika serasera-fôby ! Endrika fakana vola amin'olona ilay izy fa tsy dia misy hoe fandaniana atao any amin'ny OMDA. Ka izay ilay nilazako hoe inona no statut n'ny RVG ka hoe handoa hetra.
Sa ve tena hoe eto indray hono ianareo no hangorom-bola ? Sady efa betsaka ihany ny mba tonga saina ato amin'ny serasera dia tsy mora roboka amin'izay na dia atao aza hoe misy vola tsy omby paosy any ambadika any.
Mbilo
:lol:

23. sasa
(
03/05/2005 04:47)
odray fa in ary ity maizina ny tany aman-danitra hatraty ka hatrary ve mbola mitohy fona :cry: :cry: :cry: :cry:
24. yonikafopl
(
03/05/2005 06:34)
oopsssssssssssssss
isambilokely, misaotra anao manenjika fa mampanddroso kokoa ny fanenjehana, mmisaotra anao mitsikera fa raha tsy izany tsy afaka ny hanatsara amin'ny hoavy.
Ary ho anareo mpitantana, tsiky de ampy eeeee
raha tsy misy koa ny toy izao ange tsy hita we milay le serasera eeeee, satria ny sasany tsy mahatanty ny fandrosoana, manao malahelo hava manana eeee :roll:

25. xxx
(
03/05/2005 06:38)
hummmmmmmmm misy olll mahana injay zany heritreriny zany an! de mody mamadika resaka . :roll:
27. mishou
(
03/05/2005 09:39)
mifenty > hazavaiko any ambony fandriana raha hendry tsara, sady mahazo bodofotsy rahalina @izay
Isambilokely> angah voatsindrona mafy tany klé, fa angah nisy nilaza ny anaranao teo, sa mahana ny mpanao ..... :-D :-D :-D :{ :{ :{
De ahoana koa hono ny manaraka, zay ange mbola eto hamaky izay lazainao e, :-D :-D :-D =)) =)) =))

28. hery
(
03/05/2005 10:00)
aristar> arako tsara io kah :-)
Fa efa naverimberiko hoe ilay olona no miteny hoe ato amin'ny biraony izahay :-) fa tsy izaho. Rehefa nolazaina izy hoe toa mitovy ip dia hoe ka ato amin'ny biraony izahay.
Izany hoe birao iray ihany izany no ampiasaina.
Izaho "mbola mino hoe" tsy olona iray ihany ireo (hihihi) fa hoy aho hoe tsy manana cyber café intsony angamba ireo olona any Canada ireo dia mampiasa an'io birao (tokana) io (izy no miteny hoe ao daholo an :-) ) hanaratsiana ny serasera...
Sady angamba mpianany mavitrika daholo fa mitovy fiteny, mitovy fomba fisaina, mitovy philosophie... tena ohatran'ny hoe olona iray e... fa izaho "mbola mino" hoe tsy olona iray (hihihi)

29. xxx
(
03/05/2005 10:28)
Mafy loatra kosa alou ny nanjo an'i leiry fa aleo izy hanala azy e... ny jobany ve alain'là
30. sasa
(
03/05/2005 10:40)
kay kle hay ve misy resaka an'izany ato tafiditra hatrany am resaka joba le seraseraphobie; tena mitandrema ry reto an
fa aza adino mintsy le hoe
"tsiky dia ampy" tsy tompony aho fa mindrana fotsiny an

31. mamzelkely
(
03/05/2005 10:57)
aleo hiteny zay hiteny fa ny antsika mitohy sady mafinaritra eny fôna sa aôna!!! :wink: tsy maintsy misy fôna anie ny mpaningana e!!!
32. Veloo
(
03/05/2005 14:22)
:( :( tsy mi-kopy za... inn aloha ty joba e?
Hery a fa angaha tsy azo esorina izay manelingelina na au moins avertissena ry zareo???

33. hery
(
03/05/2005 15:25)
veloo> Tsy esorina izany fa fantatry ny olona ihany e.
Jereo ny mombamomba azy dia hita eny ihany :-)

38. Mifenty
(
03/05/2005 17:31)
Tsy mbô zah kou fa za efa virtoaliman manambady .
Ra al zao eny ambony fandriana lasa anton-dresakay io hihihi.
Fa tsy hoe io iany koriny a.
__
ny hery tsy mahaleo ny fanahy
40. tsondjo
(
03/05/2005 19:01)
hihih eny wa akia zolie welie kouuu eto aho vao nahaita joba virtoaly izany marina moa annn hihihi ka we nifangalatra hono hihihihihi, fa inona marina ny alahelonareo avy any canada izany e!!! izahay moa aty @ tanin'ny frantsay tany mahatra ka aty @ cyber za io fa tsy mba feno ordi izany ny lalantsaranay hihihihhi eo de dedaka mampiseho fananana eo sa tena tsy misy atokona de eto no manala azy kely aloha????? mahalasa saina kannn tssss 8-)