Toy izao no atao hoe ARNAQUE ...

1. isambilokely ( 24/04/2005 03:58)
Niniana natao amin'ny teny frantsay ilay fanazavana amin'izay tsy misy ny fandikana vilana.

Comment reconnaître une arnaque ?
D'une manière générale, l'arnaque se caractérise par la fourniture d'un produit ou d'un service non conforme à l'attente du consommateur, selon une certaine stratégie et en exécution d'un engagement obtenu par artifice, mensonge, voire ruse. Nous pouvons entre autre énoncer les caractéristiques suivantes :

rapport qualité/prix totalement déficient.
absence de l'avantage promis.
absence de toute contrepartie.
:lol:

take time to be friendly, it's the road to happiness
novalian'i zandrypte ny 27/05/2005 18:05
2. sipagasy ( 24/04/2005 06:37)
ianao mi telecharger hira @ net io koa nga moa ara-dalàna?????? izay ny mahatonga anay hanaraka fitsipika e! aleonao ara-dalàna eo imason'ny OMDA.Tsy hainao angaha fa misy anie ny cyberpolicier e! miandry anao iooooo pppffffff
3. isambilokely ( 24/04/2005 07:54)
Ary izy kay mora tezitra anh !
Tena tssssssssss tsy mahazaka ady hevitra.
ilay resaka vola alaina amin'ny namana tsy manantsiny anie no tiana lazaina e !

Izahay tsy mitelecharger hira amin'ny net fa mividy avy hatrany an aleonay aza mihaino satria efa betsaka ny mandefa.

Aza misendroatra ry h------- fa tena tsy mety.
:lol:
Mbilo

take time to be friendly, it's the road to happiness
4. sipagasy ( 24/04/2005 08:24)
nga izaho moa misendoatra fa mandreraka be ilay fomba fijerinao e! kay hainao aho annn mmmhhhhh dia hainao koa ny fitiavako ny mpandala ny lalàna fa tsy ny mpandika lalàna akory!!!!
5. lanto ( 24/04/2005 08:29)
Isambilokely> aza malaky mivazavaza ho'a fa mandinika aloha !!! :lol:
6. hery ( 24/04/2005 10:36)
Ho an'izay te hijery ny contrat nifanaovana tamin'ny OMDA dia ito ambany ito.

Ary hay ve i r---- io isambilokely io e :-)

http://radio.vazo.gasy.free.fr/omda/contrat.gif
7. betty ( 24/04/2005 12:02)
hery > ratam ve io? :p
8. cheboman ( 25/04/2005 07:06)
ratam canada?
tsy anadahin'i lalah ve isambilokely e? lay sipa mameno sujet mitovy erakin'ny forum iny koa :lol:
9. mumu ( 25/04/2005 07:50)
tonga njay ny avy any Canada! 8)
10. sonwin ( 25/04/2005 08:22)
donaka be za eto fa tsy arako tsara ny sizé klé :roll:
biz aloha njy copine an
11. isambilokely ( 28/04/2005 02:50)
SonWin>

Tena midonaka be eto anie fa izay tsy mahazaka ady hevitra dia ny tsy fandraisana anjara no tena mety indrindra.

Ô ry Lanto ô ! Tsy misy mivazavaza anie eo fa mba jereo tsara anie ny teny avoaka e !

Ary i Murielle (Mumu) izany anie midady hijabaka indray ry zareo ao avaratra e ! Tapotapohy ihany ny fo ry Murielle fa manjary mora mamovoka be.

Mbilo :lol:

take time to be friendly, it's the road to happiness
12. mumu ( 28/04/2005 07:54)
zay fotsiny ve no hitan'ny isambilo momba anà?? tssss
tena mafy refa tia nefa tsy tiana tsony an!!
13. isambilokely ( 01/05/2005 22:20)
Ary i Murielle izany anie mora misendoatra dia voa maika tena mahafinaritra ahy be ny manala anao. Raha tsy te harary fo ry Murielle dia aza mandray anjara amin'ny ady hevitra. Inona ary no ataonao eto amin'ity lohahevitra ity ? ity anie natao ho an'ny olona misaina bebe kokoa sy mahalala ny resaka tokony aroso fa tsy natao ho anao.

Jereo anie fa fampahafantarana ny atao hoe : Comment reconnaître une arnaque no sujet dia misavoana daholo ny rehetra.

Satria nahoana : ao anatiny anagmba dia tohina daholo. SA tsy izany Murielle ladite Mumu?

Mbilo
:lol:
14. mumu ( 02/05/2005 08:33)
isambilokely raha jerena ny zavatra soratanao de enao no tsy misaina sy marary fo! 8)

Nenay tsiky de ampy iany!
15. isambilokely ( 03/05/2005 04:47)
Nareo no tena marary fo ko ! Izahay anie tena manala azy no eto e .. de mijery anareo ilay misendoatra be ireny no tena fahafinaretanay ...

Jereo n'i Murielle tsara anie ny resaka hatrany amboalohany e. ARNAQUE de nivadika zavatra hafa. Satria nahoana ? Voatohina ny afero dia nivanitika ny aty ! Zava-marina no voalaza. Sa ahoana hoy ianao ry Murielle ladite Mumu ?

Mbilo
:lol:
16. isambilokely ( 05/05/2005 02:15)
Saika hadinoko ity ry mumu na murielle moa izany.

Hafa ... be
ilay hoe nenareo mitsiky de ampy moa dia rehefa jerevana ilay izy dia toa tsiky vendrana be hono hoy ilay OP namanareo ato izay. Tsikina bitro sondenda hono.


Mbilo
:lol: youpiiiiiiiiii
17. fijo ( 05/05/2005 20:42)
mbilokely o.tsara ny miomehy ary tsara ny mahalala zavatra ,fa fahaterentsaina koa ny fisehoana fa mahalala be ny tena nefa zara raha misy toa ny lohapaingotra no fantatra.jereo fa fanampinanarana no mba hain'ise momba an'i mumu dia izay no efa dradradradraina eran'ny tanana.mangatsiaka marina ny any ka manao izay hanafafana ny loha ianareo an.
mampalahelo raha toa izany no mba fisainana'ny gasy nianatra.
18. isambilokely ( 08/05/2005 02:22)
tena revinay be le Fijo midonaka tanteraka eto, ary i Fijo ve mba mamaky lohahevitra sa miteniteny foana e ... jerevo tsara le izy klo ry fijokely fa sao de tapaka lalanjà eo se kno ...

zahay tsary nianatsa e ... manala azy toa an'ilay Mbilo teo dia mimeme, mivazovazo de mandende konko.

Lembilo Iraika
:°)
19. fijo ( 09/05/2005 21:39)
ka le midonaka mihintsy anie no tsy ampy any mampivaha anareo e.
20. isambilokely ( 10/05/2005 04:33)
O ryu Lembilo Iraika an .. fa de misy inn lotsa ary teto kno za klo tsa de mahalala loatse e... FA Mbola i Le-Fidzou-kely ihany ko midonaka be io. Tandzemo ry fidzou hono fa lavitsa be anie le pompie sao dia tavela eo ny volovolonareo vao maika manentoento eo.

Mbilo
:lol: Youpiiiiiiiiiiiiie
www.amontana.com
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1369