doors groupe Mitongava Mamangy
1. BIJOU
(
21/04/2005 22:52)
Manahona daholo ô ! mba mangataka tononkirany Doors groupe MITONGAVA MAMANGY raha mba misy mahafantatra azafady e ! misaotra mialoha Bijou ihany e :*
novalian'i hery ny 09/08/2019 19:18
5. xxx
(
22/04/2005 21:00)
santimantal be njy zany an ! tena tsara alo le hira sady mitaraina be o :-* fa iza aky no tindry hamangy andry ao ? bisou ary e :*
6. BIJOU
(
23/04/2005 09:44)
azafady ! ahona ny fijerena ny tononkira fa tsy azoko mihintsy ? Misaotra mialoha
9. BIJOU
(
28/04/2005 08:37)
tsy misy an'ilay tononkira ao ! fa ny hira no misy ! kanefa mba te ahay le hira mba hirahirana e ! :lol:
10. lanto
(
28/04/2005 09:06)
Mitongava mamangy e
Koa anao mahatsiaro ô
F'izaho raika fogna aketo
Sady tsy tamagna
Na andro na aligna atsia
Mba tsiditsidiho ô
Fa mbola tsy nagnano ratsy zaho
Tagnilanao takeo ô ....
:) Manome ilay feo fotsiny aho !
Koa anao mahatsiaro ô
F'izaho raika fogna aketo
Sady tsy tamagna
Na andro na aligna atsia
Mba tsiditsidiho ô
Fa mbola tsy nagnano ratsy zaho
Tagnilanao takeo ô ....
:) Manome ilay feo fotsiny aho !
12. lanto
(
28/04/2005 10:46)
Silao manitra be io ry dadabe a ! le mampiondana de raiki-tory ireny :)) Ka iza ny paritinera ao ?
14. BIJOU
(
30/04/2005 11:47)
misaotra Lanto a ! nade refrain fotsiny :-* ary tsy za rery miheno an'ilay izy ao an ! hitako misy mangataka fona ko :D