Famoriana hetra fanampiana ho an'i serasera

1. isambilokely ( 23/04/2005 05:31)
Tsy ratsy aloha ilay hevitra nalefan'i Betty.
Raha tsy diso izahay dia toa gratos io serveur io fa tsy an-doavambola satria feno pub be isaka ny voa mivoha.

Na izany na tsy izany dia feno serveur mora manerana izao tontolo izao. Raha toa ka hebergement tsotra no atao. Ny any Amerika Avaratra dia feno dia feno ka asaivo mikaroka any ry zareo tompon'ny takelaka. Eo amin'ny 20 à 30$ par an (isan-taona) any ny hofan'ny hebergement ka tsy aleo ve any no mandeha toy zay hamono paosin'ireo olona ireo ianareo. Raha 20 personnes no alainareo ka sany handoa 20Euro par personnes dia efa ho 400Euro zay ... nefa dia 30$US ny hofana hebergement ...

Misy aza eoamin'ny 5$ par mois eo ka izany ve dia tsy ho voaloa ka hanangonana 20Euro isan'olona. Jereo anie ny an'i SIMICRO e .. aty aza mahita mora kely ka tsy aleo ve miditra amin'izay zakan'ny ao am-paosy toy izay hanao rakitra toy ny fanao hatramin'izao. Jereo ity ohatra fa tena mora dia mora tokoa www.netclub.mg/hb.htm fa nahoana raha miditra amin'izay mora zy zakan'ny karama.

Sao dia tsy mahalala an'io resaka io ianao ry Betty izya nanolotra ny hevitra ? Na sao dia hampanankarena ny sasany ? Jereo ary itony ry Betty :

www.vistapages.com/?ref=gtfw-apr05-websitehost
www.westhost.com/special.html?goo=unix

Jereo tsara fa sao dia asain'ny olona manangona vola ianareo ... hameno ny paosiny. Tena tsy mbola mahalala ny tantara ianao angamba ka manainga ny olona hanao rakitra ho an'ny serasera.

Tandremo ry Betty ô ... Arnaque izao anie e ! Fa iza no mampanao anao an'io rakitra entina hanampiana ny serasera io ? Mampigadra anie izany e.

Afaka mba atoro eto ny vola lany amin'ny fikarakarana ny serasera vao mitaky vola entina hanampy, mangataka moa izany fa tsy mitaky; indrindra ny vola lany amin'ny momba ny hebergement dia ho hita eo ny vola azo anampiana azy. Fa mino aho hoe tsy hihoatra ny 20Euro par ans. Io 30$ io anie ry Betty ka mahazaka ny rehetra e.

Fa iza ary aloha ny serveur hoster na ilay hoe hebergeur no dia 400Euro no takiana (Efa ho 600$UA latsaka anie izany e) sao dia mba ... tsy rariny.
Aza manaiky ataon'ny olona fitaovana fa sao dia anenena sy harary fo !

Mba valio tsotra azafady !

take time to be friendly, it's the road to happiness
2. sipagasy ( 23/04/2005 06:10)
isabilokely kosa tsy nahazo resaka e! ny mikasika ny OMDA anie io tena ilaina vola io e! mba ahazahoantsika mpihaino hihaino ara-dalàna e!, tsy ny hebergeur anie no aloha 400 € e! fa ilay ho maha "en règle" antsika eo imason'ny OMDA soa ihany aza aloha fa hira malagasy tanteraka no alefantsika fa raha tsy izany koa mety ho kotabaisin'ny SACEM eo koa isika avy eo???? araka ny fahafantarako azy dia saika ny radio maneran-tany dia mandoa "droit d'auteur" daholo!!!!!!!fa tsy ny RVG ihany akory!!!!!

Izay e! fa fiaraha-miasa no nangatahana e! :-* , fa tsy sanatria akory fanerena an-kolaka
3. isambilokely ( 23/04/2005 06:29)
Ka tsy nazavaina ny resaka OMDA fa hofana serveur no nolazaina dia izay no nahagaga anay.

Ka nahoana moa no isika mpihaino no handoany vola. Betsaka anie ny radio en ligne mandefa hira gasy nefa tsy mitaky vola e ...

Raha tsy zaka dia ajanona fa tsy ny mpanjifa no hanangonana hetra ... :lol:

take time to be friendly, it's the road to happiness
4. aristar ( 23/04/2005 07:59)
sipagasy>
...soa ihany aza aloha fa hira malagasy tanteraka no alefantsika fa raha tsy izany koa mety ho kotabaisin'ny SACEM eo koa isika avy eo?

Gasy daholo noho mihira nefa tsy ny OMDA noho mikarakara an'i Tragedie ohatra faha ny SACEM dia ahaona izany satria hitako ao @ RVG ny hirany
5. sipagasy ( 23/04/2005 09:14)
isambilokely,

Tsy ara dalàna ireny tsy mandoa SACEM & OMDA ireny é!
6. sipagasy ( 23/04/2005 10:07)
Raha misy ny tokony higadra dia ireo tsy mandoa alalana ireo no tokony ho faizina voalohany fa tsy ny manao ny ara-dalàna akory, tsy hainao angaha fa ny "piratage" anie izany lazainao izany e!!! :roll:
7. lanto ( 23/04/2005 11:03)
sambilokely a !

http://www.lexpressmada.com/article.php?id=24771&r=3&d=2004-09-28
8. hery ( 23/04/2005 13:21)
GRATOS hoe? :-)
godaddy.com nandoavana 35 dollars par mois io .-)

isaorana i rado manao ny mainenance gratuite

Izaho no miasa gratos fa tsyny serveur...

sa mila facture isambilokely ?:-)

Misaotra an'ireo izay efa nanampy
9. hery ( 23/04/2005 13:44)
Misaotraan'Isambilokely aloha tamin'nysosokevitra

Ny serasera.org dia tsy napetraka tamin'ny serveur gratuit intsony nanomboka tamin'ny taona 2002 satria tsy zakan'ny serveur gratuit intsony.

- 2002 izahay dia efa nandoa vola 200 euros par ans tao amin'ny ovh.com :-) misy facture izany ary i ds izay namana eto no mikarakara ny vola. Zah tsy afaka nandoa satria mbola tsy nikarama :-)
- 2003 tsy zakan'ny ovh.com intsony rehefaatoandro ka voatery nafndra tamin'ny serveur tany amerika. lunarpages.com . 7$ par mois tamin'izay no naloa... saingy telo volana fotsiny dia voatery nafindra satria navesatra loatra... tadidin'ireo izay namana teto fa suspendu matetika ny serasera satria be dia be ny requetes.
- Telo volana taorian'io dia nifindra tao amin'ny serveur anakiray mbola any etazonia ihany. Novidiana 9 euros par mois io... :-) nisy resaka hoe makorelin-tserveur ny serasera satria tsy mbola zakan'ny vola tsinona ny lafolafo.
- Nony hita fa nihanavesatra tanteraka dia nafindra tamina VDS na serveur semi dedié tao amin'ny rosehosting.com izay nandoavana 19.95 $ par mois... misy factures daholo izany. :-)
- Tamin'ity volana avril ity dia nisy fahatapahana tsy azo noleferina ny tao amin'io rosehosting.com io ka voatery nesorina tao ny serasera.org ... Tamin'ny alarobia teo no nanomboka nifindra trano ary vita soa amantsara izany omaly. Mbola amboarina ny lafiny sasany.
- Amin'izao izany dia 34.95 dollars par mois no aloa amin'ny serveur fotsiny. Zah tsy nitaky vola mihitsy ary tsy hitaky vola ho ahy :-) fa ny namana mahita ny fiaretako tato no nanome sosokevitra hoe aleo aloanay ilay serveur. Olona 20 no ilaina handoa dia vita indray ny amin'ity taona ity ka afaka mitavana tsara indray isambilokely rehefa mahaloa ireo olona 20 ireo. Raha misy tombony moa dia hatao ho amin'ny herintaona indray.
- Raha zakan'ny simicro ny mampiantrano ny sserasra.org amin'ny vidiny mirary dia arahaba :-) tsara homarihana fa ny nafindrako tamin'ny alakamisy dia 200MB ny database, 250 mb ny fichiers (tsy ao anatiny ny cache). 50 GB ny bande passante (io no tena ngeza) ary mila 512MB of RAM... zay aloha no ilaina fa rehefa vita ny fiaretan-tory manavao ny sites rehetra mety hidina io 512 io.
- Farany, efa nazavaiko io... fa aza miteny rehefa tsy hay hoe inona marina no tena ataonay. Ny any Canada angamba no gratos... raha misy dia lazao ihany aho. :-)
- Ny resaka pubsaika adinoko... @ Namana Version 2 dia nesoriko ny pub na dia mba nahazoana kely 2 euros par jour aza satria mibahana loatra... dia aleo tsisy pub fa izay vola azo eo dia ihafiana...
- Ataoko fa mazava amin'isambilokely sy ny tariny angamba izay :-) Sady tsy mbola niteny aho hoe tsy maintsy mandoa isambilokely (ny trosa aza tsy voaloa... oups) ny olona izay afaka manampy no niteny tamiko.

- Raha misy fanazavana fanampiny... namisy sosokevitra hanampiana dia mandray foana izahay.

- Dia misaotra ny rehetra (na dia ilay mpanao overload attack-n'ny serveur teo aloha koa aza)

10. hery ( 23/04/2005 13:46)
Rehefa tsy vita hono dia hajanona :-)

Zah tsy hiala :-p
11. Fanja1 ( 23/04/2005 13:54)
zahay manohana ny sera² sy ny rado vazo gasy foana! :lol:
12. betty ( 23/04/2005 20:03)
hery > tsy ajanona io fa na 1000 $ par an aza dia aloatsika :p
13. McFy ( 23/04/2005 23:32)
Isambilokely> Misy hira iray izay tiako ho vazoina mihitsy izao avy namaky inty dinika inty aho dia ilay hoe : mampalahelo izy e! mampalahelo ô.... Mba informaticien ihany ange hono no nahenoko anareo ry Isambilo e! Izaho aza tsy informaticien mba mahalala ireo zavatra nolazainareo sy Hery ireo. Sa ve dia noheverin'Isambilo fa dia Ranary tokoa ny gasy? Ary ny nataon'i Betti anie ka hoe mangataka fa tsy manery e. Manginy fotsiny ilay hoe 20 ihany. Amiko raha ohatra ka arnaque izy io dia tsy noferana velively satria ny olona mipetraka any andafy any anie hono ka toa afaka mandoa 20euro/an e! Marina na ireo ts manan-taratasy aza tsy ho afaka ny handoa an'zany :lol:
Isambilokely> samy gasy isika ary efa voalaza hatramin'izay nahaterakao ary mbola ho lazaiko mandra-pahafatiko fa ny tao-trno tsy hefan'ny irery ary ny entan-jarai-mora-zaka.
14. Riffeur ( 24/04/2005 01:30)
misy hoah ny poukona tsy mahita ny tena transparence ny fandehan'ny film eto antany eeeeeeee!!!!! za njay hanome foana na en nature aza , oupssssssssss lol (pensez-y)
15. isambilokely ( 24/04/2005 03:04)
Ilay famoriana vola mihintsy no tsy ara-dalana e. Azo tanisaina daholo anie ny zava-manjo e fa raha hoe satria ve betsaka ny mpihaino ny radio, izay inoana fa tsy ho be lavitra noho ny www.shoutcast.com izay feno hira malagasy mandeha ary efa manomboka mahazo vahana mihintsy aza, nefa tsy mbola niloa-bava hoe omeo vola fa mila vola hono !

Fanararaotana anie izany e. Tsy aleo ve manao opération lasopy isika eto Europe ohatra : iznay hoe organisateur isika, dia ry zareo any Asie, en particulier Chine sy Japon no miantoka Patte hahaha ne hena izay misy any ... fa tsy bibilava na alika kosa .. dia amidy any amin-dry zareo any Amérika raha ny marimarina ry zareo any Amérika avaratra izay tantaran'Ikaretsaka sy ireo namany bedabe dia ry zareo avy ao Afrika sy Madagascar no manao service ?

Mino aho fa hahazo vola be ry serasera. Dia iza no mpitantana ny vola, dia iza no hanamarina ny vola, dia iza no handoa ny vola ... dia atao inona ny vola ambiny ?

Aza mitaky vola izany ry zareo fa mampananana image tsy milay izany eto amin'ny serasera.


Ataovy eto aloha ny vôte dia raha lany majorité vao mba avoaka fa raha ny toy izao dia karazana ARNAQUE ho an'izay tsy mahalala.

:lol:
Mbilo,

take time to be friendly, it's the road to happiness
16. isambilokely ( 24/04/2005 03:45)
Ho anareo mpamory hetra eto amin'ny serasera:
Hery>
Betty>
Lanto>
Sipagasy>
Fanja1>
Fanja2>
Fanja3>
FanjaX et Y>

Ianareo anie be famaliana fa tsy lanjalanjainareo hoe hatraiza no iafaran'izao resaka izao e ... Tandremo fa na tsy mandoa vola aza ny ankamaroan'ny olona eto dia afaka mametraka plainte contre X hoe ARNAQUE izao famoriana vola izao. Ary tena efa misy miandry kendry tohana any ambadika any ... Je ne menace pas masi je préviens

Voici quelques définitions données par le dictionnaire sur l'ARNAQUE.

Arnaque :
Pop. Escroquerie, vol et, par extension, artifice, tromperie.


Dol :
Manœuvres frauduleuses destinées à tromper quelqu'un pour l'amener à passer un acte juridique.

Escroquerie :
Délit qui consiste à s'approprier le bien d'autrui en usant de moyens frauduleux.

Fraude :
Tromperie ou falsification punie par la loi. Acte accompli dans l'intention de porter atteinte aux droits ou intérêts d'autrui.

Tromperie :
Le fait d'induire volontairement quelqu'un en erreur quant aux fait ou quant à ses intentions en usant de mensonge, de dissimulation, de ruse.

Vol :
Le fait de s'emparer du bien d'autrui, par la force ou à son insu ; action qui consiste à soustraire frauduleusement le bien d'autrui. Le fait de prendre à autrui plus qu'il ne doit, ou de ne pas donner ce que l'on doit.

En conclusion, nous pouvons dire que l'arnaque résulte d'une volonté délibérée et organisée de tromper. Elle recouvre un certain nombre de pratiques douteuses, abusives, d'une gravité plus ou moins grande, qui ont pour but de s'approprier le bien d'autrui. Elle ne se base pas uniquement sur la faiblesse ou l'ignorance des victimes.


:lol:
Mbilo :lol:

take time to be friendly, it's the road to happiness
17. hesham ( 24/04/2005 03:52)
Salut daoli e !
zao za vao nahita ity dinika ity fa za moa efa namaly ihany tany amin`ny hafatra.
Izaho dia vonona ny hanohana fa tsy olana mihintsy ary vokatry ny fo (no comment).
Raha ohatra ka efa faha 21 moa izaho dia teneno ihany @ manaraka .
Misaotra e
18. isambilokely ( 24/04/2005 07:55)
Dia no comment izany ko !


take time to be friendly, it's the road to happiness
19. betty ( 24/04/2005 12:07)
hesham : misaotra betsaka anao fa avy dia teneniko eto fa tafiditra ianao kah :)
merci encore!
betty
20. dadabe ( 24/04/2005 14:44)
zah te -hanohana fa lavitra be :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3826