PBXVI

1. fmr ( 23/04/2005 08:49)
Tsy pseudo akory io ka fa fanafohezana ny hoe Papa BenoƮt 16 , tsy italiana sady efa bebe taona ihany, natao hanohy tsotra izao izay efa natoimbok'i JPII.Raha italiana angamba no lany papa teo sady tanora kokoa dia natahorana HANDRAVA izay efa naorin'i JP II, asa izay zavatra nitranga tao @ konkilavy tao fa mizaitra daholo moa ny 99%n'ny molotry ny kardinaly nampifidiana Papa tao....
novalian'i ronaldo09 ny 26/04/2005 06:06
2. xxx ( 23/04/2005 19:25)
Marina tokoa io fa maro no nitaintaina hoe " Aza mba hitako rey ra olona ka Italianina no lany eo ...... Hita mantsy fa ny Italianina dia olona tsy mahay mihaino ny hevitry ny hafa ary tsy tehahalala ny hevitr'olon-kafa fa dia ny azy foana no marina . Hita izany amin'ireo congregation reliziozy manana chef Italianina fa mijalijaly izay miara-monina sy miara-miasa aminy raha olona tsy manana fandeferana dia miady lava.
Amen io
3. xxx ( 23/04/2005 22:10)
Efa izy aloha izao no lany satria izy no fantatr'Andriamanitra fa mendrika io toerana io de izay. Raha italiana no lany teo de zay koa izany no sitrapon'Andriamanitra koa inona indray ary! Ianareo ve tsy mino ihany we asan'ny Fanahy Masina io e! na iza na iza no lany teo?
4. methode ( 23/04/2005 22:22)
Ze lany eo izy daholo e! Nga moa izy miasa irery fa tsy miankina amin'ny ekipa miaraka aminy koa io!!!
5. sonwin ( 25/04/2005 08:51)
mety foana izay eo ka, sy izay mbola ho eo, ary ireo efa teo
6. fijo ( 25/04/2005 22:35)
tena asan'antra ve ireo tetika be ampiasaina ireo e
7. ronaldo09 ( 26/04/2005 06:06)
Amiko aloha tsy marina mihitsy izany hoe italiana tsy miheno ny hevitry ny hafa zany e! ankoatra an\\\'i Jean Paul II sy i Benedict XVI dia Italianina daholo nefa tsy hitako izay zavatra ratsy niseho .Zaho koa moa tsy dia mahalala firy fa olona Protestanta (Loterana) fa mba liana fotsiny aho amin\\\'ilay resaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.122