hono hoa ry zareo,
1. ari.malala
(
22/04/2005 10:15)
Ianareo ve efa tratran'ny hoe tia olona iray nefa tsy azonareo an-tsaina akory hoe fa inona ary no antony itiavana an'iny olona iny?
novalian'i ari.malala ny 20/05/2005 06:29
2. mamzelkely
(
22/04/2005 10:21)
possible zany nefa tsy maintsy misy zvt itiavanao azy fôna mety ny toetrany zany mety ny fomba fiainany etc... :wink:
3. sonwin
(
22/04/2005 11:15)
refa tsy azo an-tsaina ny antony hitiavana azy dia izay ilay tena tia...fitia naniry ho azy fa tsy novolena
4. siso
(
22/04/2005 11:22)
ari.malala>
refa tia nage tsy voafaritra izany e ary izay no tena tia amiko fa raha misy zavatra itiavanao azy de mety ho iny no mahasarika anao aminy
sady refa tia ianao ka @ fo nao de mandeha howazy ny rehetra maniry daholo araka ny tenin'i sonwin hiihhi
ny fo fotsiny no tsy tokony ho sakanana tsy hitia

5. pika
(
22/04/2005 12:07)
tia ianao izany fa saingy mampanahy ahy fotsiny dia misy fotoana voadona tany ho any dia tonga dia miantsampitsapy, rehefa avy eo vao tonga saiana hoe fa inona ny antony?
6. ari.malala
(
22/04/2005 13:15)
hoan'i pika, tsy voadonan'inon'inona mintsy aho.
Misaotra an'izay namaly ahy aloha. Ny antony nanontaniako an'io manko dia izao ilay olona efa mifankahita amiko foana, isan'andro fa tsy nisy nahasarika ahy taminy mintsy na ny kely aza, ary izahay aza mpiady lava koa. Ankehitriny nefa toa lasa tiako be ilay olona, tsy fantatro hoe naninona tampoka teo, na izy koa aza hitako lasa tia ahy...

7. sonwin
(
22/04/2005 13:39)
ka izay nge ilay lazaiko anao hoe izany no tena fitiavana e: nitsiry teo , dia maniry eo, ary mbola hiroborobo.Fa hafa ilay fitiavana volena sy nisy namboly.
8. hiaro
(
22/04/2005 13:39)
ka zay mihitsy lay fitiavana, tsy azo terena fa refa ny mifanandrify ny fitiavana dia lasa ho azy io
dia tohizo ary ny fifankatiavanareo e
dia tohizo ary ny fifankatiavanareo e
9. poupounesana
(
22/04/2005 17:26)
tiako fotsiny ianao, tsy asiana hoe nahoana , hoy le hiran'i bodo iny!
aza mitady zay antony fa zay hampiroborobo sy hampaharitra azy eh :wink:
aza mitady zay antony fa zay hampiroborobo sy hampaharitra azy eh :wink:
10. mishou
(
22/04/2005 18:18)
tena marin aloha ilay hoenitia tsynisy antony satria ohatra ny coup de foudre tena tonga tampoka na de olona vao in1 mandeha aza ny hitanao de tena tianao e, tsy hay hoe ahoan. Fa ny aza tratrany fa marary fo an.
Indrindra ange raha olona tianao tsy tianoa akory e. fa eo ianao no raisina :^) :^) :^)
Indrindra ange raha olona tianao tsy tianoa akory e. fa eo ianao no raisina :^) :^) :^)
11. dadabe
(
23/04/2005 06:45)
mishou?????? fa tsy maitsy dinihina kosa aloha hoe inona marina ny antony hitiavanao azy e,as aloha e samy manana ny fomba fisainany sy ny fijeriny ny olona
12. isambilokely
(
23/04/2005 07:11)
O ry zareo ô ...
Tsy misy izany hoe coup de foudre zany fa tavin-dresaka izany. Rehefa tratran'ny coup de foudre ny fiarahana tamin'ny voalohany dia tsy hateza izay satria rehefa ahita milay ilay bandy ohatra dia efa mahavita any ambadika izy vao hajanona amin'nyanti-coup de foudre enao ... coup de tonnerre no anarany. Sa ahoana ry Dadabe.
I dadabe koa tsy lasa ny ataony e ... dia hita hoe tsy manankevitra fa te hametraka trace ! :lol:
Mbilo
take time to be friendly, it's the road to happiness

13. majakely
(
24/04/2005 11:42)
Mampalahelo izany ry isambilokely raha tsy mino izany hoe coup de foudre ,,,tena mampalahelo be !!!Nefa zah de mino fa misy io, ary afaka maharitra be, fa maninona no tsy hateza? !!! :wink:
14. dadabe
(
24/04/2005 15:43)
isambilokely>ny tiako holazaina anie dia hoe:tokony dinihina tsar ihany aloha ilay fiarahana fa tsy hoe tiako ianao dia (hiran'i bodo)tsy asiana hoe nahoana,tsy tovonana satria ,fa tiako fotsiny amizao,koa raha sanatria ary ka koks(koaitra)amperin'asa no iarahanao dia mbola hoe tss tsy asiana hoe nahoana fa tiako fotsiny amizao??????hhmm samy manana ny fomba fijeriny ny fitiavana marina ny olona a :D de ampy e
15. yonikafopl
(
24/04/2005 19:09)
ilay izy kalou misy foana antony itiavana olona iray ee, fa zany we le mamaly an le fanontaniana we fa inona no hitiavanao ahy e? iny no sarotra dia aleo atao we tiako fotsiny wa, tiako tsy asiana we nahoana :wink:
16. dadabe
(
26/04/2005 14:43)
yonika>njy ary tiako be (tsy asiana hoe nahoana?)
yonika ztm (l) + :-* =amour =yonika+dadabe :wink:
yonika ztm (l) + :-* =amour =yonika+dadabe :wink:
18. yonikafopl
(
26/04/2005 22:06)
Riffeur ka le manontany iny kou nge manamafy an le izy ihany eee
dadabe ty tena tsy marina mihintsy ka, ze mahataitaitra azy rehetra ataony ztm doly tssss efa firy zahay ato zao no nampirafesin la lety eeee
asiana forum ho an'ny sipan'i dadabe kou ngamba atsy ho atsy ka :wink: