hono hoa ry zareo,

61. fijo ( 04/05/2005 22:11)
za devoly ka minoa fotsiny e.
62. cutie ( 05/05/2005 05:19)
in alou zany asan'ny devoly zany fa za tsy maharaka. :oops:
63. sonwin ( 05/05/2005 09:24)
cutie cly famasaviana angamba zany.
yonikafopl> makato izay voalazan'i baiboly ve de resy ny mosavy? Amiko aloha tsy ampy izany satria Andriamanitra tsy manampy izay tsy manampy ny tenany.Mitovy amin'ny aretina ihany io, na makato bible aza ianao marary foana, tsy maintsy mila dokotera, ka raha voan'izany mosavy izany zany dia ahona? sa vakina bible de afaka ho azy? dia ahona ireny voan'ny ambalavelona any amin'ny faritra afovoany atsinanan'i Mada ireny?..toa misy kristianina mafana fo ihany izy ireny nefa toa...ts haiko aloha e!
64. fijo ( 10/05/2005 21:44)
cutie be ny asanay fa mila miaraka aminay vao mahita azy
65. ari.malala ( 11/05/2005 10:37)
miaraka aminareo aona ko ry fijo? nga enao tena devoly?


66. sonwin ( 11/05/2005 15:09)
fijo ve :twisted: ohatran'io?
67. dadabe ( 11/05/2005 16:48)
aza saropiaro frera a
ary andraso alefa ry ambadika ary le resaka mpamosavy ity kle any izy lalinina tsara
ponk kely klou e
oay le adinoko ny nilaza an;i poupounesana ao ambadika ao
68. sonwin ( 11/05/2005 16:52)
aiza leity? :D pounk kely njay e
69. fijo ( 11/05/2005 20:56)
ie za devoly ka.mila miaraka mikirimba aminay dia ahita ny soa azo avy aty e
70. yonikafopl ( 12/05/2005 05:52)
fijo hihihihih
cutie aleo ary ambadika ary hazavaiko ny asan\'ny devoly.
71. poupounesana ( 12/05/2005 11:18)
zay mitsy akia ry yoni ah, aleo mba resak fitiavana ihan yn yeto fa tsy resak devoly
72. sonwin ( 12/05/2005 14:56)
miombo-kevitra amin poupou za :-*
Andao aza hiresaka fitiavana e (l)
ary cutie ve aloha miditra ato ihany e? :roll: c ly o, ato ve ndry o?
73. dadabe ( 12/05/2005 16:29)
araraoty lety fa poupou anie io e
74. poupounesana ( 12/05/2005 17:14)
shhhhh! dadabe konkou! fa hono wa ry dadabe.... :wink:
75. fijo ( 12/05/2005 20:33)
fa maninona raha resahana eto ny devoly.taoko ity taloha rehefa tratran'ny lehibe iny miaraka amin'ny sipa dia hoe mianatra manao asandevoly sahady an.
76. ari.malala ( 18/05/2005 11:23)
ny inona no asan-devoly ê! ny miaraka @ olon-tiana ve? diso kosa izany!

77. poupounesana ( 18/05/2005 15:36)
eny tokoa wa?
78. Veloo ( 18/05/2005 20:22)
tena hors size zany
79. fijo ( 18/05/2005 23:44)
taloha izany tsy mety e.mitaribady tsy lasa vody ondry
80. ari.malala ( 20/05/2005 06:29)
k'efa he izy izany hoe taloha ko! :)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3187