hono hoa ry zareo,
22. dadabe
(
27/04/2005 05:21)
yonika>njy ihany no ahy ka ,njy manjakizay ,njy tsy asiako fetsa ,njy asiako fotoana,njy no hanolorako ny fiainako ... (l) :-*
23. ari.malala
(
27/04/2005 07:20)
fijo:
ka matetika koa anie le mpiady ireny n tena mifankatia avy eo e
Hay ve tena marina izany ê! Tratra aho vao nahatsapa!
26. dadabe
(
27/04/2005 13:25)
le inn le??le jereo eto ve? tsy aleoko ve lesy mijery an'ilay ex an'i mif.... le hahaha
30. yonikafopl
(
28/04/2005 06:15)
tsssssssssssssssssssss
neveriko mab le tantara naha tratra an'i ari malala kay tsssssssssss
alao any io jereo eto io kaaaaaaaaaaaaa
neveriko mab le tantara naha tratra an'i ari malala kay tsssssssssss
alao any io jereo eto io kaaaaaaaaaaaaa
33. dago23
(
01/05/2005 21:41)
lé fitiavana nge ngeza b é!tsy voatery oé fa manin fa tianao fotsiny lé ol d zay;raha itady oé fa manin d mety tsy afnarta tsony lé fiarahana
34. ari.malala
(
02/05/2005 10:34)
yoka> kiiii! tadiavinareo ho tratran'reny v ranga ny tenanay! nareo an! za tsy tratra ka za manao pataloa foana! ;)
isambilokely â! olona fantatro ianao raha tsy diso aho ê! Ianao tsy mino ny coup de foudre io, mbola ho coup de tonnerre no hahazo anao! :-D Tena misy ny coup de foudre r'i namako â!
isambilokely â! olona fantatro ianao raha tsy diso aho ê! Ianao tsy mino ny coup de foudre io, mbola ho coup de tonnerre no hahazo anao! :-D Tena misy ny coup de foudre r'i namako â!
35. sonwin
(
02/05/2005 12:50)
refa tratrin'ny coup de v...koa izy vao ho tonga saina hoe tena coup de foudre kay iny
36. dadabe
(
02/05/2005 15:20)
ka efa hoe coup de v ko mbola ovain'ialahy hoe f ihany ,ny f#v v comme vo....fa f comme fo... tssss elah tsy mahay
37. yonikafopl
(
02/05/2005 18:17)
dadabe :twisted: aza teniteny fona eo annnn, tsy vadiko eo tsony annnnn :-$ :-@
38. Veloo
(
02/05/2005 21:17)
Hoy i ari-malala:
Ianareo ve efa tratran'ny hoe tia olona iray nefa tsy azonareo an-tsaina akory hoe fa inona ary no antony itiavana an'iny olona iny?
Za mba manontany anareo indray:
Hono wa ry reto nareo ve mino ny famisaviana?

40. yonikafopl
(
03/05/2005 06:55)
veloo so nde tsy ato am fitiavana io???
veloo de fanontaniana kou no apetrako aminao? veloo ve mino fa misy ny devoly ary mino fa tena miasa??
veloo de fanontaniana kou no apetrako aminao? veloo ve mino fa misy ny devoly ary mino fa tena miasa??