Ny Fitiavana Sy Ny Firaisana Ara Nofo-------

1. radolany ( 15/04/2005 10:59)
Ianareo ve efa sendra ny hoe firaisana aloha no nisy mialoha izay vao nandeha ny resaka fitiava ????? efa sendra izany aho t@ izaho mbola nianatra dia ahoana ny hevitrareo aminio ?
novalian'i booboo ny 27/05/2005 20:29
2. ari.malala ( 15/04/2005 11:22)
Tsy mandefa ny omby any aorian'ny sarety ve zany? Ny an'ny lehilahy aloha hono matitika io resahinao io ê! Fa ny vehivavy (za manokana) tsy misy firaisana raha tsy misy fitiavana.
3. midoss ( 15/04/2005 11:33)
marina izany fa misy koa anefa le mambamamba be tsy nihinan-kanina hatramin'izay niainany de lasa manaonao foana (na lahy izany na vavy) 8)
4. dily ( 15/04/2005 12:53)
Ny sasany aloha misantatra hoe manao ahoana ny tsirony avy eo vao manapa-kevitra ny ho tohiny.
5. mamzelkely ( 15/04/2005 13:41)
normalement aloha tokony fitiavana alo vao firaisana nefa atao aôna fa mis fôna ny exception. misy ko anefa reo manana envie fotsiny fa ts mis resaka fitiavana io dia matetika lelà no manana io toetra io fa d'habitude ny vehivavy dia tia matoa manaiky manao firaisana am lehila sa aôna ozizi nareo
6. ari.malala ( 15/04/2005 13:59)
Zay hoa! za manokana aloha tsy hoavy hanaiky aho raha tsy tiako ilay olona ê, sady tia ahy koa aloha fa tsy mandeha ila an! :)

7. xxx ( 15/04/2005 14:16)
minimum aloha ny attirance e...tsy voatery ho love be akory, fa raha en plus tia be voamaika milay...kanefa misy fotoana misy attirance fotsiny amin'ny circonstance sasany, dia mahafinaritra sy milay be ny firaisana e...efa tratran'izany, sûre aho na ny lahy na ny vavy (aza manadinga an!!!)
8. xxx ( 15/04/2005 14:17)

9. xxx ( 15/04/2005 14:19)

10. xxx ( 15/04/2005 14:20)

11. xxx ( 15/04/2005 14:22)

12. rurik ( 17/04/2005 20:33)
ari malala marina ny teninao hoe tiako ilay olona dia manaiky ianao fa hataonao ahoana moa no tena hahalala fa tena tianao marina ilay olona?maro mantsy ny olona no manao lela mamy milaza izy fa tiany ianao kanefa tsy marina akory .rehefa vita ny tiany dia hitanao moramora eny fa tsy ny fitiavany anao nampiasainy fa ny hahazo anao fotsiny.
13. yonikafopl ( 17/04/2005 23:23)
marina ny an'i annie nefa misy fahamarinany koa ny an'i rurik.
amiko rehefa tiako ilay olona dia afoiko ho azy ny amiko rehetra, anjarany raha hamitaka izay fitiavako azy izay izy, misy ilay fiteny hoe, ny todim-paty aza manody fa ny todim-pitia manodiava.
14. pika ( 18/04/2005 07:13)
isika vehivavy matetika raha io no avy hatrany dia atao nefa tsy mbola niaraka akory dia rehefa vita ny ataony dia atsipy. tsarain'ny olona koa avy eo hoe tsy mendrika ny .... izay mikitika ve dia ekena e!
na tinao ary izy mba fantaro koa hoe tena tia anao ve izy?
15. palmbeach ( 18/04/2005 07:58)
Raha azo atao moa zany dia aleo mifankatia vao miditra amin'izany, nefa hoy ianareo hoe le lehilahy mody hoe tia. Marina zany ny mety hitranga koa ane afaka 1andro, 1volana, 1herintaona aza dia mety hisaraka foana. Miankina amin'ny anjara iany io fa rehefa mandry ny eritreritrao amin'izay ataonao de zay zany, aiza moa ahalalan izay ampitso fa aleo mandray andraikitra izay tokony atao ny tsirairay e! :lol:
16. rurik ( 18/04/2005 08:05)
pika ka io fanotaniana io hoe tena tiany ve ianao? io anie sarotra fatarina é na ela vao fantatra é.tsy hita e .hitako fa indraindray sarotra ny mahafantatra fa tena tia anao marina ilay olona.milaza izy fa tiany ianao hataony izay andresena lahatra anao dia mino ianao fa tena tiany tokoa kanefa ....... (l) (l)
17. lilbon ( 18/04/2005 08:58)
salut daholo!
Ho ahy alou na firaisana ara-nofo na tsy firaisana ara-nofo de mitovy ihany ny Fitiavana e!.
Saingy 'ty misy ohabolam-bazaha 2 ,milaza fa tsy mitovy ny fisehon'ny fitiavana ho an'lelahy sy ny vvavy.
"LES HOMMES AIMENT CE QU'ILS DESIRENT,ET
LES FEMMES DESIRENT CE QU'ELLES AIMENT".
:) :)
"POUR LES HOMMES L'ACTE SEXUELLE,EST UN INSTINCT DE BASE ,MARQUANT LEURS VIRILITE AINSI,ILS SE SENTIRONT ALORS AIME ET EN SECURITE;QUANT AUX FEMMES,ELLES SE SENTIRONT DE PAR LEUR NATURE,MISE A NUE ,EXPOSEE DANS L'INSECURITE ". :?: :lol: :wink: (l)
18. ari.malala ( 18/04/2005 13:11)
rurik, marina fa tsy fantatra mintsy hoe tena tia ve ilay olona sa tsy fa te hilalao fotsiny, fa hitanao, izy aza hahavita hamitaka sy hamadika, ary tsarovy tsara fa misy ny ohabolan-tsika Malagasy hoe "ny fitiavana toy ny fasam-bazimba ka izay manitsaka aloha kely ila", dia azy ny azy! izay vita tsy anenenana!

:)

19. yonikafopl ( 18/04/2005 20:15)
ari.malala ie zay kou
20. fijo ( 18/04/2005 22:14)
ari malala sy yonika,aza manao fisainana toa io ianreo roa."izy aza mahavita hamitaka""za rehefa tia dia foiko hoazy ny rehetra".tadidio fa ady ny fiainana ka na voa na mahavoa.ka aza avela ataon'ny olona kilalao toa izany ianareo fa mampalahelo.aza homena olona fahatany toa izany ny fitiavana fa manjary ataon'ny hafa kilalao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2296