Ny Fitiavana Sy Ny Firaisana Ara Nofo-------
64. sonwin
(
12/05/2005 15:05)
Tsy maty zany io fitiavana io ry zoky refa tsara orina sy lalim-paka an.Ranomasina zany kely dia kely zany eo anatrehan'ny fo roa mifankatia ary ny tiana tsy mahalavi-tany hoy ny ntaolo...ka na ho ela na ho haingana ts mbola hihaona ihany raha nifanome toky fa ho mandrakizy faty no hisarahana.
68. dadabe
(
12/05/2005 16:48)
poupoun kely aza e de aleo klou manamaina zany e :@ :@ :@ :@ ary tsy arako mihitsy le
69. fijo
(
12/05/2005 20:42)
ka ny loza anie ry zandry dia ilay occaz hojerena fotsiny raha miseo e.hoe efa misy miandry any dia avelako ity na dia efa misanaka be izao aza ve?????
70. poupounesana
(
13/05/2005 06:07)
hahahaha! za maninn eh?
za alou manaiky hoe na d mifanalavitra aza d tsy maty ny fitiavana saingy.....
za alou manaiky hoe na d mifanalavitra aza d tsy maty ny fitiavana saingy.....
71. sonwin
(
13/05/2005 19:04)
fijo> ts miraty occaz zany ka :wink: fa ilay fitiavana nge ny resaka raha ny fazahoako azy e..oe possible ny mifankatia na mifanalavitra aza
poupou< saingy....ahona? :?: 8)
poupou< saingy....ahona? :?: 8)
72. radolany
(
14/05/2005 04:56)
Salut izaho ihany ilay sujet dia fitiavana e!!!dia ahoana indray izany raha tsy misy firaisana ,ho anireo hoe fitiavana dia ampy hik !!sa ahoana hik!!! ;-) ;-) :-o
73. radolany
(
14/05/2005 05:00)
Aza dia manalavitra ny hevitra e !!! k`anefa ny saina ao anefitra hik!hik!hik!
74. IDEALY
(
21/05/2005 13:58)
tsy nisy fotoana hamakiana ny msg rehetra eto zà fa ny azoko lazaina rehefa namaky ny tany aloha de izao fotsiny tsy izay milaza fa tia anao akory de ekena daholo surtout raha mbola sipa,kely ianao . Raha vao vita in1 mande mantsy izany de izay no nataony ka ilay manenina no tsy mety na potika ny fiainana . Isika rahateo gasy mbola ela vao hitovy amin'ny vazaha ny toetsaina
fa raha efa amanambady in1 ka nihodina noho ny antony maro nefa tsy afa misaraka asa noho ny zaza mbola kely de tsy fantatro , afaka hitia any ivelany ve de ahoana ohatra ny iray no nivadika mialoha de lasa tia olon-kafa ianao .Sarotra eh na ny hevitro aza mety tsy azonareo fa aleo hajanona fa lava loatra