Ny Fitiavana Sy Ny Firaisana Ara Nofo-------
41. booboo
(
28/04/2005 13:20)
sonwin>tsy ratsy fa lasa hors sujet ilay izy ny farany.
zà ara efa hors sujet mamaly an'i fijo :/
zà ara efa hors sujet mamaly an'i fijo :/
42. poupounesana
(
28/04/2005 16:05)
sonwin, misy zazah tsy ampy taona mamaky ato kouh!so izy d manao fampiharan eo fa...
:wink:
:wink:
56. xxx
(
08/05/2005 20:23)
Ny tena fitiavana marina aloha de mahay manaja ny hafa sy mijoro ho marina e, tsy ny firaisana ara-nofo ihany fa fitiavana fo aman-tsaina, fanahy vatana, tsy voatery hanolo-batana vao hoe tia izay.
57. poupounesana
(
10/05/2005 15:25)
somary nivoak ny sizé i dadabe sy sonwin fa misotra an'i xx isika namerina azy!ary enao v nefa mino hoe rah tsy misy le firaisana d mety ampy le fitiavana?
58. sonwin
(
10/05/2005 16:02)
Ampy ny fitiavana na tsy misy firaisana aza.Ohatra fotsiny ny olona mifankatia nefa sarahin'ny elanelan-tany, tsy miray zareo nefa mafana ihany ny fitiavana.