Ny Fitiavana Sy Ny Firaisana Ara Nofo-------
21. yonikafopl
(
18/04/2005 23:02)
fijo hihi tsy we omena olona fahatany ange ilay fitiavana e, fa nisy ary ilay fifampitoriana fitiavana, ary dia tena tia ny tena satria izy nilaza we tia koa, de namaka mafy ilay fitiavana ary dia nomena azy ny fo, ka raha izy no milalao , de azy ny azy fa izy aza nanararaotra zany kou, tsy misy nenina ny vita satria natolotra tamim-pitiavana, fa izy aza nahavita namitaka ahy sy ny tenany koa ange e
22. lilbon
(
19/04/2005 08:51)
yonikafopl,fijo.
Az tonga de we pessimiste B ,FA le fitiavana ngé be aléas B e!Tsy fantatra mihintsy izay hiseho rampitso.
anio le olona tia anao be ,de nifanaraka fa we mandrakzay,tsy mamitaka mintsiny izy @ io .fa tampoka rampitso hitanao iz nanao bisous d'adieu t@ ol hafa fa hisaraka noho ny antony maro tsy fantatra.sady koa efa nahita anao izy ( ary enao no safidiny ). Raha enao io de ahoana no ataonao?

23. sonwin
(
19/04/2005 16:11)
ouh! sendra nandalo teto za de azon'ny fanontaniana ..za io ahona aza.za aza frera kou!
24. fijo
(
21/04/2005 21:31)
yonika ka aza homena mora toa izany e.izy anie tsy mamitaka ny tenany,satria ny azy efa izay no tanjony e
25. haingo23
(
22/04/2005 08:27)
Miankina @ tsirairay io. Mety daholo izy roa @ izay mahapety azy. samy manana ny tanjony ny tsirairay.
- Misy ny manao aloha vao lasa mifankatia, de rava any aoriana
- misy ny manao tsy mifankatia dia rava avy eo,
- misy ny mifankatia dia manao, de rava ihany koa
- misy ny mifankatia tsy manao de rava.
- Misy ny manao aloha vao lasa mifankatia, de rava any aoriana
- misy ny manao tsy mifankatia dia rava avy eo,
- misy ny mifankatia dia manao, de rava ihany koa
- misy ny mifankatia tsy manao de rava.
26. booboo
(
22/04/2005 08:39)
-Misy ny manao aloha vao lasa mifankatia, fa tsy rava fa nihamafy sy nihamatotra :°)
27. Mifenty
(
22/04/2005 08:59)
aleo azavaina tsara fa tsy azoko tsony kle
inona le manao (tout court)
inona le manao fitiavana
inona le manao firaisana ara-nofo
mitovy ve ny manao fitiavana sy manao firaisana ara-nofo
de aona zany le oe fitiavana vô nofo na nofo vô fitiavana.
inona le manao (tout court)
inona le manao fitiavana
inona le manao firaisana ara-nofo
mitovy ve ny manao fitiavana sy manao firaisana ara-nofo
de aona zany le oe fitiavana vô nofo na nofo vô fitiavana.
28. booboo
(
22/04/2005 09:16)
manao(tout court): crac crac boum boum
manao fitiavana : crac crac boum boum(misy sentiments)
manao firaisana ara-nofo : crac crac boum boum
Samy mi-carc crac ny manao fitiavana sy ny manao firaisana ara-nofo fa ny iray ny ny vatana sy ny fo sy ny tsy haiko aby ny falifaly fa ny iraika ny nofo fotsiny no falifaly.

30. sonwin
(
22/04/2005 11:25)
crac crac boum boum :-D ary avy amin'io izany ilay hoe booboo (boum boum) :-D :-D :-D
31. booboo
(
22/04/2005 11:30)
mifenty>tsy tia manazava in-2 zà :°)
sonwin>hé izany izy oe boum boum, tsy mitovy @ booboo mitsy zany
sonwin>hé izany izy oe boum boum, tsy mitovy @ booboo mitsy zany
32. ari.malala
(
22/04/2005 13:37)
fijo a, tsy hoe omena azy moramora anie ê! sady io matetika tsy voafehinao fa rehefa tena tia dia tena tia. Izy aza sahy hamitaka sy hamadika!
35. Mifenty
(
22/04/2005 16:13)
fa efa nisy fanazavana v le izy e. Zay no tsy azoko ry boo boo.
tsy arako anie le crac crac boum boum eh.
36. poupounesana
(
25/04/2005 08:43)
eh! tsy aleonareo v atao any @resak'olondehibe zany resaka raha tianareo tohizana!
37. sonwin
(
25/04/2005 09:07)
ankizy kely anga no miresaka eto poupounesana sa ahona?...sa tsy mahazo manao resaka crac crac boum boum eto?
38. iartistika
(
25/04/2005 17:34)
booboo> le crac crac,zany rehefa olona mitrakitraky taolana no manao azy,de zay no feony,fa le boum boum,le fondaina sy matavitavy,de mibouboum tsara =)) =)) =))
39. fijo
(
27/04/2005 21:40)
milay izany ry iartistika an.
malala aza terempitiavana loatra ary e.
booboo dia iza amin'ireo no milay.
malala aza terempitiavana loatra ary e.
booboo dia iza amin'ireo no milay.
40. booboo
(
28/04/2005 13:19)
iartistika> =)) =)) =))
fijo>lé misy sentiments no tsara indrindra raha tsy izay ohatra ny akoho fotsiny hihihihihi
fijo>lé misy sentiments no tsara indrindra raha tsy izay ohatra ny akoho fotsiny hihihihihi