la stérilité

1. sakapiso ( 18/04/2005 14:35)
inona avy no mahatonga ny stérilité?inona no tokony hatao?
novalian'i ktapo ny 11/11/2005 05:18
2. sonwin ( 18/04/2005 16:50)
Ny tokony hatao mba ho stéril ve?
3. iartistika ( 18/04/2005 18:15)
ié! :-D
4. sechat ( 19/04/2005 10:32)
=)) =))
5. haingo23 ( 19/04/2005 12:54)
Ny mahatonga ny olona steril dia manala zaza foana.
6. booboo ( 19/04/2005 13:36)
fahamombana @ vevavy klou sa lehilahy no anontanin'i sakapiso dia arakaraka izay ny valiny.
haingo23>anisany antony io fa tsy voatery io no mampa-momba ny vehivavy iraika ! 8O
7. sonwin ( 19/04/2005 15:58)
Hay zay vao azoko ny fanotaniana...marina ny an'i booboo vavy sa lahy?
iartistika > ka tsy nazava ilay izy ka :-D :-D
8. mamzelkely ( 28/04/2005 09:28)
sonwin< grave re ianao ty ka =)) =)) =)) tena apa tsinahy mitsy za =)) =)) =))
9. watafon ( 10/05/2005 05:57)
sonwin: :-D
fahamombana zany moa no dikan'io raha tsy diso aho an . misy betsaka ny antony mahatonga an'izy io e!
- raha avy @ vehivavy dia marina ilay hoe raha manala zaza matetika loatra, ny fahatsetsenan'ny lalanjaza (trompes), ny infections gnitales isan-karazany,problèmes hormonaux ,...
- raha avy @ lehilahy indray zany dia infections génitales, tumeurs na tsy fahatomombanan'ny testicules izay tsy afaka manome tsirin'aina matanjaka
ireo aloha no azoko lazaina androany e!
10. sonwin ( 10/05/2005 10:54)
azoko amizay :lol: dia inona no tokony hatao hono?
11. watafon ( 13/05/2005 07:09)
ny tokony hataoz any ry sonwin d tsotra an ! tsaboina dahoo ireo mery ho aretina voalaza ireo d mety hafaka hiteraka e!
12. sonwin ( 13/05/2005 19:09)
ny olona lazaina hoe momba izany raha misy fikarakarana medikaly dia afaka ny hiteraka ihany?
13. kally ( 13/05/2005 19:13)
Betsaka ny azo tsaboina fa arakaraky ny vola eo.
Traitement hormonal ho an'izay tsy ampy hormone tsara ka mahatonga ny atody tsy hamokatra ho an'ny vehivavy,eo koa ny fandidiana ny tranon-jaza ary ny FIV.
Ny lehilahy indray azo alaina ny spermatozoïde raha marisarisa fihetsika,atsindrona any @ ilay vehivavy,ets.
14. sakapiso ( 14/05/2005 14:46)
sonwin:

Ny tokony hatao mba ho stéril ve?

inona no tokony atao mba tsy ho stérile ? satria mitady zaza le ol!

15. dadabe ( 14/05/2005 15:37)
kiii momba zany ?? :-@ hanahirana ity resaka ity raha izany kou :@ :@
16. kally ( 15/05/2005 14:12)

[/quote]
inona no tokony atao mba tsy ho stérile ? satria mitady zaza le ol!


[/quote]

Ka fantarina aloha hoe inona no mahatonga azy tsy hiteraka satria be dia be ny antony koh,mandehana aloha mijery dokotera.


17. watafon ( 17/05/2005 14:52)
kally: mahalala zavatra maro mitsy ange enao ty e! mahafinaritra mitsy !
18. kally ( 18/05/2005 08:43)
watafon> ampianarin'ny fiainana dia mahafantatra ho azy e!:wink:
19. ktapo ( 11/11/2005 05:18)
Tena mahaliana ahy io resaka io. Tsy misy ve mpitsabo (na @ fomba gasy aza) mahay mampitolagaga @ fahazoana zaza e! Tena efa 10 ans izao mbola tsy nahazo ihany. Tena resaka sérieux ity an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2661