Fanafody na zavatra hafa mampahia

1. radriana ( 15/04/2005 10:54)
Mba mila vonjy ilay namako izay e,
Atao mariazy atsy ho atsy nefa tsy antonina intsony ny akanjo satria efa elaela ihany no novidiana.
Any dago any toa malaza misy zavatra hosorana sa hohanina izany hono mampahia
Inona no anarany kay ?
novalian'i tiiaa ny 21/11/2010 06:21
2. sonwin ( 18/04/2005 16:54)
Tambavy sinoa no ampiasaina, vao miteny fotsiny eny amin'ny fivarotana sinoa hoe fanafody mampahia dia fantany. Mampivalana matetika izy io ka mila mahazaka tsara ilay olona mampiasa azy.Maro ny fanafody mampahia fa io no haingana indrindra.
3. domoiina ( 21/04/2005 07:30)
tandremo fotsiny zany sao mivalana @ andron'ny mariazy!
4. sonwin ( 21/04/2005 14:35)
:-D ..dia raha izany tokoa moa?
5. chipie1 ( 23/04/2005 15:35)
asaivo soloiny ny akanjony zany ! zay no tena aingana indrindra :lol:
6. ravatorano ( 29/04/2005 12:26)
hay tokoa moa akanjo mariazy saika lasa lasa ny teniko we azo anapiana lamba tokoama izany ireny eh safihana houzy ny teny malagasy
ilay tambavy sinoa tena hanjana marina fa za efa nihinana fa tena cloué ao amin ny toilette ianao fa vao mikaly dia lasa na ventiny io na ranony hihihihi
tandremo marina sao tsy mahazaka fa nenah mantsy dia navelako fa za fotsiny no narary kibo nefa toa tsy nihena ny jaborako :oops: :oops: :oops: :-P :-D :-D :-D
7. sonwin ( 29/04/2005 13:09)
tohizana ny fanaovana azy ravatorano an..3andro eo ho eo..manary fotsiny no ady eo e
8. iartistika ( 29/04/2005 20:13)
mikàpa fôna zany no atao raharaha 3 andro??
9. mumu ( 02/05/2005 08:12)
reto kou tsssss :-D
10. sonwin ( 02/05/2005 13:11)
reto marina kou tssssss :-D
11. bichette ( 04/05/2005 08:33)
randriana > ny tena tsara dia haena ny sakafo, legume be fotsiny hohanina dia izay. ataovy complet ny legume dia mihinana laitage.
VOLONTE no tena ilaina hifikirina koa. Miharitra kely rehefa noana
12. watafon ( 08/05/2005 13:27)
fa rôvina nefa alou le mariazy e?
13. iartistika ( 08/05/2005 15:57)
ny zaza ary zay tsy efa dimy??
14. kally ( 08/05/2005 16:29)
Tandremo koa anefa ny fihinana legioma be loatra fa mahabe fe sy hanches be.Ataovy mifandanja dia aza miletra an'io hitan'ny maso rehetra io e!
15. iartistika ( 08/05/2005 19:54)
kally>tsara anie zany be fe zany eh! raha sipa ah! :wink:
16. bichette ( 09/05/2005 14:12)
kally > maha be fe ve ny legumes ? izay indray aho vao naheno an\'izany.
iartistika > sipa be fe ve dia tsara ?
17. kally ( 09/05/2005 16:26)
bichette> Ny fihinana azy "BE LOATRA" fa tsy hoe ny fihinanana légumes.Ny olona tsy mihinana hena fa legioma foana ohatra somary bebe ambany.
18. watafon ( 09/05/2005 18:38)
kally :tsy d nahatsikaritra loatra an'izany aho mba marina e!
iartistika: tian'là zany reny sipa mbanao haltère ireny ?
19. iartistika ( 10/05/2005 16:33)
watafon> reny anga be fen'ny legioma??,ny be fen'ny legioma ihany fa tsy lé mibata poids :-D
20. kally ( 10/05/2005 16:40)
watafon> Marina io,jereo ny ankizy avy any @ toerana be legioma,manao ahoana ny bikany?Manomboka izao dia anaovy fandinihina ange e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5584