Fanafody na zavatra hafa mampahia

21. sonwin ( 10/05/2005 17:35)
ny sipa avy any Ambatolampy ohatra?maninona zareo any?be fe ve?sa be andilana?sa be in kay?
22. iartistika ( 10/05/2005 20:11)
Kally> ny mifanohitra ndray anie zany lazainao zany eh! ny olona mihinana legioma de mifintina!
23. kally ( 11/05/2005 11:30)
Fa tsy azon'Iartistika ny zavatra lazaiko,izaho angaha niteny hoe mivoraka?
24. iartistika ( 11/05/2005 18:02)
kally> fa bebe ambany hozy ianao,ka bebe ambany ôtsan'ny ahoana,bokona ve?
25. kally ( 12/05/2005 07:10)
Raha "be loatra" ny legioma ho hanina dia be hanches be sy be fe, raha "antonony" ohatry ny fihinantsika gasy dia botabota kely mahafatifaty ny ranjony fa tsy ilay ohatry ny fanoto ireny :lol:
26. iartistika ( 14/05/2005 16:46)
27. dadabe ( 15/05/2005 09:25)
raha te ahia ianao dia makanesa aty amiko fa zah manana fanafody mampahia spida be :wink:
28. iartistika ( 16/05/2005 08:14)
in ndray zany radada??
29. sheran555 ( 21/07/2005 14:54)
Ity misy hevitra mety hahasoa anao, tsy misy fanafody hoanina, nefa tena mahomby tokoa, nisy olona hitako maso, ka arakarakao ihany : Misy Fikambanana Yoga izay eo akaikin'ny Pompier, ao Tsaralalàna, manana fomba tsotra dia tsotra ry zareo mampihena ny vatana (indrindra ho an'ny vehivavy te-hampahia tena. Andramo dia ho hitanao.
30. sheran555 ( 21/07/2005 14:58)

31. sheran555 ( 21/07/2005 15:01)

32. sheran555 ( 21/07/2005 15:19)

33. fijo ( 26/07/2005 21:08)
dia inoan ra sonwin no anaran'izany fanafody sinoa izany?
34. soamalagasy ( 23/08/2005 17:38)
[manaova massage @ huille femin asy citron

rehefa minakanina be ianao dia mihinana caloriight

2 gelules en une prise ( reduire sucre et graisse 50%) mazotoa o
35. Kim ( 24/08/2005 09:49)
Asaivo misakafo amin'ny antonony izy dia asaivo mba manao sport d'endurance.Izay angamba no tena fanenan-tena haingana,fa tsy dia tsara loatra ny manena tena tampoka.Ny tsara dia sady mitandrina fahasalamana no mihezaka mihena tsikelikely.
36. fijo ( 24/08/2005 20:15)
izay voalazan'i kim izay mihintsy
37. tiiaa ( 21/11/2010 06:21)
inona kay no anaranilay tambavy sinoa mampahia ,, d aiza kay no misy azy io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2012