vokadalao samihafa tamin iny fara.n ny herinandro iny

1. ravatorano ( 18/04/2005 11:12)
Teo aminny ny lalao basket ball izay hihaonan ny Seychelles,Maurice , Madagasikara . Mahorais sy Reunionnais izay ao anatin ny lalao CCOI 2005.Mad Consult Sebam 87 - Real du Port Luois (Maurice) 88 ary najanona 18 segondra alohan ny hahataperan ny fotoana ny lalao
2. ravatorano ( 18/04/2005 11:33)
Ny antony aloha dia izao nisy faute tokony azon ny malagasy fa tsy notsofin ireo mpitsara reunioné ka raikitra ny toraka tavoahangy plastik.
Farany moa dia najanona ny lalao teo amin ny quatrieme quart temps ary 18 seconde sisa no fotoana tokony hilalaovina.
Nanapakevitra anefa ny commission fa nadresy ny Maurisianina Real Port Louis ary tsy nitohizana intsony ny lalao.
Ankoatran izay dia efa resin ny Premium Cobra Seychelle ny Mad consult Mad teo amin ny lalao voalohany tamin ny isa 88-74.
Teo amin ny vhv kosa dia nitsangatsangana ny mpilalao malagasy avy ao amin ny Sotrata raha nandresy ny ekipa Maurisianina Curpipe Starligth tamin ny isa 89-41.
Ny lalao atao anjoany dia vhv BCD Reunion hikatroka amin ny CUrpipe Maorisianina ary ny lhl kosa dia ny Mad consult Mad hihaona amin ny Vautour club d mayotte.

3. ravatorano ( 18/04/2005 11:39)
Teo amin ny rugbyindray dia nisy lalao nantsoina hoe "ala vela".
Resin ny 3FB indray ry zareo miaramila COSFA tamin ny isa 19 noho 10.Lalao natao teo Mahamasina io.
Ry zareo Ankadifotsy kosa nandavo ny ny TAM Anosibe tamin ny 18-16 , ny USCAR nandavo ny ROSA 21-18.

4. iartistika ( 18/04/2005 18:17)
ravatorano> mbola milalao ao am 3fb ve le hoe josé?
5. totty ( 18/04/2005 22:38)
iaristika
i josé diambolamilalao foana ao amin ny 3fb,ary mbola anisan ny voahantsoao amin nyekipa nasionaly koaizy
6. ravatorano ( 19/04/2005 06:44)
marina ny voalazan i totty io
vao haingana no nanao stage tany france tany ranamana io fa efa milalao ao amin ny 3FB indray izy zao ankitrio zao
7. ravatorano ( 19/04/2005 06:57)
Momba ilay lalao basket ball karakarain ny CCCOI dia ireto no vokatra azo hatramin izay niatombohan ny lalao izay:
BCD reunion 73 - Curpipe Maurice 72 (fille)
Mad Consult 73 - Vautour club mahorais 60 (garçon)
Sotratra Mad 89- Curpipe Maurice 41 (fille)
Premium Cobras seychelles 88 - Real port louis 74 (g)
Real port louis 88 - Mad consult 87 (f)
8. totty ( 24/04/2005 11:14)
ravatorano,tena misaotra betsaka anao fa raha tsy ianao tsy mahafantatra izao voka dalao izao ny tenako.
9. ravatorano ( 27/04/2005 08:40)
taminity lalao ity moa dia nobatain i SOTRATRA Mad teo amin ny vehivavy ny amboara satria izy no laharana voalohany ary ry zareo avy ao Maurice kosa teo amin ny lehilahy.
Ialako tsiny fa tsy eto ampelatanako izao ny voka dalao tamin ireo fiahaoanana farany fa mbola omeko eto ihany aoriana kely.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2097