Voatery ...?
1. xxx
(
18/04/2005 10:49)
Ialako tsiny aloha ilay xxx
Mpandray anjara eto ihany fa manjary misy olona hafa voakasika koa mpandray anjara ka manjary fantany aho.
Ianareo ve efa nahatsiaro hoe toa voatery nitia izany :roll: Efa ela tsara izao no tsy nifankahita (misara-toerana), ny fifandraisana mandeha tsara, fa ny olana izao aho toa miova izany rehefa mifanerasera sy adalain'ny namako aty. Tsy hoe tsy ho tia ilay any lavitra intsony fa angamba hoe mitia olon-kafa ... Izaho anefa tsy te hamitaka an'ilay efa nomeko toky mihitsy, indrindra koa hoe tsy gasy toa ahy ... dia eo no miditra ilay hoe toa voatery aho mitia. Dia lasa mahatsiaro malahelo izany aho. Vonjeo hevitra e!

novalian'i fijo ny 19/05/2005 21:45
2. cutie
(
18/04/2005 15:24)
1-raha ohatra enao ka we voatery mitia de efa tsy ao tsony zany le fitiavana,
2- na koa mety hafa njay le we lasa adalain'ny namanao any , de mahatsiaro enao we lasa voarebirebin'ny namanao fotsiny.
Anjaranao fotsiny ny mandinika sy mamankafaka an;reo zavatra roa reo.

3. sonwin
(
18/04/2005 17:11)
te hiteny ihany aho nefa sarotra ny fandidiana amin'ny zavatra sahala amin'izao. Ts afaka miteny betsaka za eto fa raha tena mila hevitra ianao an..anotanio manokana za..za psychologue an :wink:
4. sonwin
(
18/04/2005 17:12)
te hiteny ihany aho nefa sarotra ny fandidiana amin'ny zavatra sahala amin'izao. Ts afaka miteny betsaka za eto fa raha tena mila hevitra ianao an..anotanio manokana za..za psychologue an :wink:
7. pitchou
(
18/04/2005 18:23)
hahita raha marina!
nahoana moa no we voatery hitia? tsy tia ange izany e! sa fitia te hanao sahala @ hafa fotsiny?
raha izaho aloha toa hahavita hanery tena na terena hitia izany e! saingy tsy ahy ny lelo ahisina ka asakao!

8. yonikafopl
(
18/04/2005 19:48)
raha tena tia ianao ry xxx, na iza handrebireby anao, tsy hisy hahasarika na hanery anao hitia.Mila finiavana io, mila fandavantena tanteraka. Ka matoa ianao mbola mety voarebireby, tsy mbola matotra izany ilay fitiavana, maro ny fakampanahy , ka raha mahatsapa tena ianao fa tsy hahatohitra, maninona moa raha miala misintaka izay mety hitondra anao amin'izany fakampanahy izany?
9. fijo
(
18/04/2005 21:42)
voalohany aloha dia hita fa mbola tsy matotra le mpanoratra.
izany fitiaizany aie ka tsy misy referansy na halatahaka avy amin'ny hafa e.ary io ianao ihany no mahita sy mahatsapa azy hoe mbola tia sa tsy tia intsony.fa tsy hoe voatery aho.noteren'iza ianao?
fa rehefa tsapanao fa tsy ao intsony le "taloha" dia hialao fa aza mamapijaly tena amin'izay tsy eo an tratra.

10. moi
(
19/04/2005 07:33)
Mandalo fitsapana ianao ry xxx !
Tsara daholo izay vokatr'izany eo, fa tsara kokoa ny mahatazona ny toky natao.

11. mandrindra
(
19/04/2005 08:30)
Ianao milaza tsy te hamitaka raxxx nefa dia terenao hitia ianao, mamitaka izany ianao ka atovy ny safidy hoe fotsy sa mainty fa aza mijanona aoa antin'ny maramara.
12. hiaro
(
19/04/2005 08:38)
maty ny oul tsy mana-pitiavana e, saingy raha terena kosa angamba tsy mety, tsy @ fo ntsony no entina lay izy fa lasa routine dia tsy misy maminy !! :cry:
13. Dezy
(
19/04/2005 10:04)
zay lay atao hoe :misabaka @ loka, sady te ahazo ny 18 no te ahazo ny 19,nefa enao raha mifidy ny 1 fotsiny de mahazo ny gros lot,misy hira zay manao hoe/tsy vitam-po honena tsy vitan-dranomaso fa FITIAVANA !anao ny safidy!
14. palmbeach
(
19/04/2005 11:04)
mba manana re hazon-damosina, mba mahay maka décision de zakao ny vokany aveo! :{ :lol:
15. xxx
(
19/04/2005 13:45)
Misaotra anareo namaly rehetra.
dezy> ka tsy ny haka gros lot ihany anie no tanjoko eo amin'ny fiainako fa mba jerena koa ny manodidina ny tenako.
pitchou> marina ny teninao hoe rehefa voatery dia tsy tia izany ... izay no nolazaiko hoe tsapako oe miova zany za. Fa io valiny ho an'i dezy io no manahirana ahy. Toa tsy mety manaiky ny eritreritro hoe izaho ve de hiteny aminy hoe efa misy hafa aty, taona maro aty aoriana. Otran'ny oe mpamitaka professionnelle zany ny fiheverako ahy. :-D :-D
De misy miteny hoe mbola tsy matotra ony le mpanoratra ... mety marina ny anareo, fa ela tsara tsy nifankahita izahay vao mitranga izao olako kely izao!
Dia misaotra manokana ani yonikafopl ... otran'ny mety ihany io hevitrao io.

19. stephane197
(
19/04/2005 17:07)
xxx:
Ialako tsiny aloha ilay xxx
Mpandray anjara eto ihany fa manjary misy olona hafa voakasika koa mpandray anjara ka manjary fantany aho.
Ianareo ve efa nahatsiaro hoe toa voatery nitia izany :roll: Efa ela tsara izao no tsy nifankahita (misara-toerana), ny fifandraisana mandeha tsara, fa ny olana izao aho toa miova izany rehefa mifanerasera sy adalain'ny namako aty. Tsy hoe tsy ho tia ilay any lavitra intsony fa angamba hoe mitia olon-kafa ... Izaho anefa tsy te hamitaka an'ilay efa nomeko toky mihitsy, indrindra koa hoe tsy gasy toa ahy ... dia eo no miditra ilay hoe toa voatery aho mitia. Dia lasa mahatsiaro malahelo izany aho. Vonjeo hevitra e!
ny atao hoe tia dia tsy voarebireby intsony na ivadika "tsunami" daholo aza zao tontolo zao!
20. zefalah
(
17/05/2005 11:32)
tsy fitiavana zany voatery mitia zany.
fitiavana dia tsy terena,na tiana aza izy,fa misy zavatra tsy hitiavanao azy.
tiavo tanteraka izy de ho itanao,fa ho sambatra enao.
enao hirery iany d'efa afaka mamaly an'io.
tsy mila triss!!hahahaha
aiza ko ranga ty no hisy fitia terena a?
tiavo izy na inona na inona de vita.