Zay

1. mamzelkely ( 18/04/2005 14:56)
akôtrany ambondrona dia mankafy Zay koa aho. ka mba manotany anareo we aôna ny fahitanareo an'ny zay amzao fotoana izay nosolon'i Hanintsoa i Malala?
novalian'i satasol ny 24/08/2005 20:57
2. iartistika ( 18/04/2005 15:47)
mbola mila miezaka mafy tsara i Hanintsoa,vao mahasolo an'i malala! fa am ankapobeny tsy ratsy ka..
3. sonwin ( 18/04/2005 16:40)
Hanintsoa,milay izy ka, sady joliejolie
4. iartistika ( 18/04/2005 17:10)
tara angaha frera?
5. mamzelkely ( 19/04/2005 06:34)
amiko dia tsara ihany fa efa diso zatra lôtra an malala za
6. iartistika ( 19/04/2005 07:45)
ié! i malala somary avo feo zay ihany,anefa i hanintsoa somary ivaiva ny feony...
7. corrads2000 ( 19/04/2005 12:48)
ny ahy aloha ilay ambondrona tena hitako mandreraka be satria be totobato fa aleoko analakely na antaninandro e
8. mamzelkely ( 19/04/2005 14:12)
corrads2000:

ny ahy aloha ilay ambondrona tena hitako mandreraka be satria be totobato fa aleoko analakely na antaninandro e



=)) =)) =)) marina izany aleo ekarana moramora fa sao sepotra
9. dadabe ( 19/04/2005 14:18)
fa angahamoa tsy hoe zay ???kou lasa ambondrona tampoka le.
sonwin+iartistika>aza kitihin'ilaisany i malala fa efa ahy iny a :wink:
10. Iriniaina ( 19/04/2005 14:43)
:?:
11. sonwin ( 19/04/2005 15:37)
dadabe< ny ahy leisy Hanintsoa
artistika> tena tara leisy za klé, takizay za ts nanao frera
12. iartistika ( 19/04/2005 15:54)
mbola afaka miala eh! ohatran'ny tarika ny ainga(om gui) :-D
13. saotra ( 19/04/2005 18:53)
:-D :-D :-D
14. iartistika ( 19/04/2005 19:28)
:-D :-D
15. mamzelkely ( 20/04/2005 07:12)
:-D :-D :-D tena marina zany =)) =)) =)) =))
16. sonwin ( 20/04/2005 08:22)
iartistika> saotsa leisy a :-D :-D
17. dadabe ( 20/04/2005 11:48)
omeo madinika aza lery e :wink: de zay
18. sonwin ( 20/04/2005 16:15)
iny madinika raiso an'eritreritra ry leiry e :lol:
19. iartistika ( 20/04/2005 16:20)
zengôda ihany ny anay fa tsy majy!hihihih
20. sonwin ( 20/04/2005 16:22)
any ami bedada ny göda e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6887