Ambondrona

1. mamzelkely ( 18/04/2005 14:54)
hono wa sao dia misy mahalala ny prochain concert dry zareo? nanao ahoana ny concert tany parsa?
novalian'i fijo ny 20/07/2005 21:26
2. iartistika ( 18/04/2005 15:49)
tena iny ndray no tsy haiko leaza ah!
3. sonwin ( 18/04/2005 16:43)
Palais de Sport Mada ny manaraka. Tadidio io ry ilay namako mankafy Amdondrona ato iny an...alaiko any Andravoahangy njy dia lasa isika e
4. mamzelkely ( 19/04/2005 06:32)
sonwin aaaaa!!! de rôvina kay???
5. sonwin ( 19/04/2005 15:38)
Ho fantatrao tsy ho ela ny daty fa eo ampanomanana azy izao...koziko toi fa ts tain e
6. mamzelkely ( 20/04/2005 07:15)
merci sonwin :-* ^:^ ^:^ ^:^
7. sonwin ( 20/04/2005 08:24)
de rien akia an :-*
8. mamzelkely ( 20/04/2005 08:52)
matoky anao aho zany ry sonwin :D
9. sonwin ( 20/04/2005 09:01)
eny :lol:
10. dadabe ( 20/04/2005 11:58)
inona indray ary ity ry frera a??
11. iartistika ( 20/04/2005 15:37)
dadabe>handeha hijery ambondrona ny olona,tara elà..
12. sonwin ( 20/04/2005 16:18)
dadabe>mikarakara Ambondrona leisy zahay dia entiko any mamzelkely an
iartistika> leiry tara foana e!
mamzelkely> efa tsy ho ela :-*
13. iartistika ( 20/04/2005 16:21)
marina zany ramosekely ah(sonwin)! hihihihi
14. sonwin ( 20/04/2005 16:22)
:-D
15. iartistika ( 20/04/2005 16:25)
=)) =))
16. mamzelkely ( 21/04/2005 08:10)
de ôvina za no etinao sonwin???? :D
17. sonwin ( 21/04/2005 14:28)
amin'ny andron'ny spectacle indry entiko ka..sady midi-potsiny miaraka amiko an :-*
18. sonwin ( 21/04/2005 14:29)
amin'ny andron'ny spectacle indry entiko ka..sady midi-potsiny miaraka amiko an :-*
19. sonwin ( 21/04/2005 14:29)
amin'ny andron'ny spectacle indry entiko ka..sady midi-potsiny miaraka amiko an :-*
20. iartistika ( 21/04/2005 18:06)
higrôbaka ndray frera =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2399