Ambondrona

61. sonwin ( 04/05/2005 07:19)
62. fijo ( 05/05/2005 22:01)
mihareta zandry fa voazara an
63. mamzelkely ( 06/05/2005 11:30)
aleo mba ho anay le tsy oficialy le mba tena mamy ranga fa mampalahelo be zay!!!! :°)
64. iartistika ( 06/05/2005 16:48)
:°) :°)
65. sonwin ( 08/05/2005 10:58)
:°) :°) :°)
66. fijo ( 09/05/2005 22:13)
andraso le voasary e
67. sonwin ( 10/05/2005 10:30)
voasary :roll:
68. iartistika ( 10/05/2005 18:01)
voasary :roll:
69. fijo ( 10/05/2005 20:46)
ka izy miandry le tena mamay ko.dia hoy aho hoe voasary efa vita vofy handrasana
70. sonwin ( 11/05/2005 13:16)
:^)
71. fijo ( 16/05/2005 22:41)
ie :evil:
72. poossie ( 30/06/2005 15:15)
ra kix ihany nomilay ranga
73. fijo ( 30/06/2005 20:02)
ka izy tsy hita fa izahay no eto ko
74. gasikely ( 07/07/2005 12:29)
ô ry zareo a! saika anontany hoe rovina ndray ny tarika Ambondrona no mandalo Frantsa azafady? zay manko mpankafy iringiriny.sôtra e!:lol:(l)(l)(l)
75. fijo ( 09/07/2005 22:17)
mety handalo ry zalahy amin'ny faran'ny taona raha raikitra le fikarakarana aty ka
76. dadabe ( 10/07/2005 08:53)
mihetsika lesy elah ra virja a!!
77. fijo ( 12/07/2005 20:59)
za tsy mihetsika ka.fa ny mpikarakara no mila mihetsika haingana
78. sonwin ( 13/07/2005 22:43)
raikitra io ka8)
79. fijo ( 14/07/2005 20:42)
tamindry zalahy taty efa nisy progany nadeha ,ka toa efa mikarakara azy ry zareo izao
80. sonwin ( 14/07/2005 21:22)
raikitra io owa:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0529