Ambondrona

21. mamzelkely ( 22/04/2005 06:32)
tena marina ve zany ry sonwin de miôna am kix zany ??? :-D :-D :-D merci tandremo ary annn!!!! :-*
22. mamzelkely ( 22/04/2005 07:26)
sonwin< aiza alo le palais des sports sô de any germany???? :lol: :lol: :lol:
23. sonwin ( 22/04/2005 11:03)
mamzelkely>palais de sport ao Mahamasina akia an! refa any tsy mihaona amin'i kix ka, mitazana azy fotsiny...dia refa mandihy ilay hira milay be ireny dia mifamihina mafy isika an :-*
iartistika> za leity mpikarakara tsy migrobaka izany an :lol:
24. mamzelkely ( 22/04/2005 11:59)
de aôna zany tsy mahita an kix zany iiii??? :cry: ka enao nge any germany de aôna zany ny hanaovatsika an'izao :-* refa mijery le hira tsara be???
25. sonwin ( 22/04/2005 13:31)
oay! aiza zany? ts tain toi fa raikitra foana io ka :-* ..dia refa lasalasa ny haingam-panahy dia :* ..de refa mirava indry entina eny amin kix maka sora-tanana:wink:
26. mamzelkely ( 22/04/2005 13:42)
sonwin< oooo wwwwaaayyyyy zany programme eeeee!!! efa maika be sahady a zany ande aminy de :* be mihitsy zany refa tonga le aingapanahy? tandremo ary mamitaka ana enao ry sonwin fa tomga de mi :cry: be mitsy za an
27. iartistika ( 22/04/2005 16:40)
=)) =))
28. raozylisy ( 22/04/2005 17:20)
milay be daholo ny resakareo,tena milay ko le fanomezatoky an!!!siora e!!
29. raozylisy ( 22/04/2005 17:23)
tena nilay be daholo ny concert taty parsa e! ankifizo le groupe fa top !!! misaotra an dry zalahy e!! de misaotra ny managerany ko e!!



30. mamzelkely ( 25/04/2005 13:06)
fa maninona kay iartistika no tapatsinahy be nefa nge zay sy sonwin ho lasa lavitra eee!!! :wink: sa tsy izany ry sonwin??? :wink:
31. sonwin ( 25/04/2005 14:03)
ileiry io ohatr'izao foana ka, mivanitika no ataony eran'ny serasera :lol:
isika sy njy mamzelkely lasa alavitra be mihitsy ka. lavitra tena lavitra an...dia isika irery mihitsy (l) :*
32. mamzelkely ( 25/04/2005 14:16)
ok chef!!!! :-* (l) :*
33. iartistika ( 25/04/2005 17:07)
sonwin,mamzel> taolana ny nify eh!!!!
34. dadabe ( 26/04/2005 03:01)
kay le fitiavana tsy misy ohatran'ity,tsy maintsy hoe raikitra ihany lety ry iartistika ny mariazy virtoaly vaovao a,tsika mitsam no vavolombelona :oops:
35. mamzelkely ( 26/04/2005 07:27)
iartistika,dadabe< ok nareo zany non vavolombelona nay de rôvina no atao le izy ry sonwin??? :wink:
36. sonwin ( 26/04/2005 08:37)
mamzelkely> eo ampano-manana :wink:
37. mamzelkely ( 26/04/2005 09:13)
sonwin
38. corrads2000 ( 26/04/2005 12:37)
ahoana no hamindrana an'ambondrona ho any aminareo?ambondrona manko toa tanàna somary ngeza ihany sady fena mpivarotra surtout ny totobato
39. mamzelkely ( 26/04/2005 12:41)
corrads2000< aza matahotra enao fa tsy le tanana no antsonay fa le mpihira ka :wink: sady ry zareo enina fotsiny de tsy de sarotra ny mamindra azy :)
40. iartistika ( 26/04/2005 18:10)
ary mba asio tôka am zay fa le mariazy iray tary mariazy maina be tsss!tsy norosoana fialana hetaheta akory ny mpanotrona! afa-baraka marina :-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0492