Ambondrona
42. mamzelkely
(
27/04/2005 07:53)
k'efa we mbola eo ampanomanana zay fa aza matahotra fa mino fotsiny ihany sô de nareo dray no tsy mahazaka eo :wink: ary aiza wa le futur mari virtuel-ko zay!! sonwin oooo!!! :cry:
43. sonwin
(
27/04/2005 08:23)
inty akia za a (l) :* . mbola nande nitady toaka virtoaly ho an-dry zalahy ireo za
Io ny toaka ry zalahy an, samia misotro virtoaly e
Io ny toaka ry zalahy an, samia misotro virtoaly e
44. mamzelkely
(
27/04/2005 08:47)
zany hono hitanareo zany zay nge tsy mamitaka zany eee!!!! micy séri :*
47. mamzelkely
(
29/04/2005 15:36)
sonwin< zao enao ela lôtra nanomana le izy de lasan'i cutie ny toerako :twisted: fa tsy manin fa refa azoko na de partie kely fotsiny aza de faly za :-D na ambany na ambonyè... =)) :-$
48. cutie
(
30/04/2005 02:06)
hihihihi mamzelkely, efa arakin-njy le nolazaiko ary a, ary @ mariazy virtoaly ary . :wink:
49. dadabe
(
30/04/2005 04:47)
dray marina tonga ilay zazavavy topotoerana :{ nefa frera eto mbola manao dialogy masaka be :-P aza mba hitako ary aza mahita ahy ny ady eto rey razako oo,ho loza amin'atambo raha sanatria ka vaky eto ny ady .cutie#mamzelkely kay kay kay marina ,zah maka an'i ?????
50. cutie
(
30/04/2005 04:50)
fa aona kosa aza zahay no hiady, dadabe kou tsssssss.
Efa mazava ny resaka. :-D :-D :-D
Efa mazava ny resaka. :-D :-D :-D
53. mamzelkely
(
02/05/2005 06:46)
ho an\'iza reo ry sonwin??? :-w :-w
cutie< efa mazava ny resak fa partie kely forsiny de ampy :D
dadaba< aza matahotra fa efa milamina ny anay sy cutie :)
cutie< efa mazava ny resak fa partie kely forsiny de ampy :D
dadaba< aza matahotra fa efa milamina ny anay sy cutie :)
55. mamzelkely
(
02/05/2005 14:19)
ho an'iza reo ry cutie?
aleo le ambony anjy de le ambany ana :wink:
aleo le ambony anjy de le ambany ana :wink:
57. pucy2005
(
02/05/2005 14:55)
o lety ry frera a,zany ve letsy tsy le ambany no mahavoa be a hahahahaaha
58. mamzelkely
(
03/05/2005 07:22)
pucy2005< ka zay mitsy le izy :wink: tsy asina hafetsena ny fiainana :wink:
