Pape assassin??

1. yonikafopl ( 11/04/2005 00:42)
Asa fa nisy fandaharana zay sendra nandalo ny masoko raha namadibadika canal za tam tele, nisy resaka mopera senegalais nanoratra boky we "Le Pape est un assassin" de natao intervew le izy.Asa na nisy nahita io fandaharana io . Le canal nisy azy tena tsy tadidiko.
novalian'i routa ny 19/05/2005 15:08
2. marozevo ( 11/04/2005 01:57)
Dia inona no tianao hasongadina amin'izany. Rehefa hilaza zavatra dia aoka hazava tsara ny reference, fa takian'ny honeteté intellectuelle izany. Raha zavatra tsy azonao akory no nolazainy, nefa loha hevitra delicat no resahina, ny tsara dia ny mangina.
3. dadabe ( 11/04/2005 03:56)
marozevo>ka izy anie te hamoka hevitra ko asainao mangina indray ve ?fa angaha mbola misy tapenam-bava izany le :twisted:
4. sahary ( 11/04/2005 04:06)
marozevo,mba mangataka fanazavana ve izy de asainareo mangina,nefa ny tsy fahazoany antoka izay zavatra henony mintsy no nanitikitika zay hitondra io lohahevitra io ato.
5. dadabe ( 11/04/2005 04:12)
:cry: asa lesy kou
6. Lejim ( 11/04/2005 04:12)
Ka tena tsy mazava ange ny zavatra tiany tenenina e! Pape assassin?? Inona ny zavatra tiany hanontaniana amin'izany? Confirmation na assassin ve ny Pape sa confirmation hoe nisy an'izany marina ka iza no mba nijery?
Tsisy zavatra azonay momba an'izany fandaharana izany, ny zavatra fantatray avy amin'io lohahevitra io dia ny hoe Papa assassin??
On ne comprends rien voyons, on a besoin plus d'explication!
7. dadabe ( 11/04/2005 04:15)
kestioo io de anjaranao ny mamaly :?
8. xxx ( 11/04/2005 04:31)
question dadabe??
ok, hamaly zah.
yonikafopl:
Pape assassin??


NON, je ne pense pas, and shut up!
9. Manon ( 11/04/2005 05:34)
si j'étais à votre place , je ne poserai même pas la question , rien qu'à voir tout ce qu'il a fait dans le monde comment peux-t-on poser une telle question ? mais bon , on est libre aussi de la poser c'est pas un tort.Lui même a failli être assassiné et paix à son âme.et qu'il continu à prier pour nous
mais c'est pas défendu non plus de poser cette question mais d'ici à dire "assassin" :?:
10. aristar ( 11/04/2005 05:54)
xxx>
NON, je ne pense pas, and shut up!

La question n'était pas "pensez-vous que le pape est assassin?" mais qu'un pretre sénégalais a écrit un livre dont le titre est "Pape assassin?". Je n'ai pas vu l'émission en question mais j'ai entendu d'autres débats sur la question et il ne faut pas prendre la question à la lettre car elle fait référence aux ravages du SIDA en Afrique sub-saharienne et la position du Vatican sur l'acte d'amour qui ne doit être fait que dans le cadre du mariage et de la procréation et sur le port de la capote même si ce n'est pas dit explicitement le terme capote par le pape. Même Monseigneur Gaillot, l'archevêque de Parthenia est pour le port de la capote anglaise ! Lequel d'entre vous respecte cette directive papale ? car ces derniers j'ai entendu plein d'affaires de curés pédophiles. Alors si vous ne voulez pas vous aussi traité être d'assassin en propageant le SIDA sortez couvert surtout si vous n'êtes pas fidèle à votre partenaire et pour les femmes imposez le port de la capote à votre partenaire occasionnel
11. xxx ( 11/04/2005 08:18)
na assassin izy na tsia!za sy ny fianakaviko aloha tsy mbola voakitika e!
dadabe! tohanako enao e!
marozevo! mazava be angamba le fanontaniana ery ambony miteny hoe "asa na nisy nahita io fandaharana io" ary tsy sakananao ny olona hiteny e! na mbola hilaza aza izy hoe hitany namono olona enao,tsy ho voasakanao mihintsy izy!lol
Ento milamina wa le izy fa tsy hoe raha vao resaka pape na katôlika de misôfy e!La verité c la verité
12. hery ( 11/04/2005 08:36)
le misaofy koa aloha tsy dia voako loatra... aleo raisina tsara hoe inona no mitranga, dia inona no antony sns.

Raha io nolazain'i aristar io no ilazana ny papa hoe assassin dia afaka milaza daholo izay hilaza. Angamba tsara anokafana lohahevitra hafa ny TENA position'ny Fiangonana katolika (en tant qu'institution) amin'ny resaka kapoty izay tsy hiova mihitsy satria mikasika ny morale generale. Ny pratika moa mazava ho azy fa mety tsy hitovy amin'izay fitsipika ankapobeny izay.
13. ravatorano ( 11/04/2005 10:52)
ny fiangonana katolika dia tsy manaiky mihitsy ny fampiasana izany kapoty izany eh na dia tokatena aza ny pretra eveka sy ny cardinal ka tsy hahavita na hahaita tombotsoa amin izany fampiasana an izany fa araky ny tenin i hery dia mikasika ny morale io izany we ny anay katolika dia izao hajao ny vadinao ao antokatranonao ao.Izany tsy midika fa ny an ny hafa dia mifanohitra amin izay fa io samby mandray ze tiny ho raisina eh.
pape assassin : hihihihihihi
fanapemambava>tsy tokony hisy an izany eto satria hevitra no ampiadiana ary na te hitana ny hevitrao anao manokana aza ianao tsy misy hibedy amin izany
Misaotra eh
14. dadabe ( 11/04/2005 11:01)
ravatorano >kii de inn no ghifandraisan'ny fanajana vady sy ny hoe papa assasin :roll: :-D :-D :-D
15. haingo23 ( 11/04/2005 11:15)
Assassin @ ahoana indray izany ???
16. Lejim ( 11/04/2005 14:52)
dadabe:
ravatorano >kii de inn no ghifandraisan'ny fanajana vady sy ny hoe papa assasin
:roll: :-D :-D

Fa mba azonao tsara ve aloha ny resaka sa tsia e! Sa juste mba te hiteny fotsiny?
Raha hoe tsy mamela ny olona hanao kapaoty ny Pape no ilazan'ilay mpanoratra senegalais azy ho assassin, dia hoy izaho hoe, "vendrambendrana koa izany olona izany!". Io an, araka izay resaka efa nandalo teo, mikasika fidelite io, lazao ahy ny mpitondra fivavahana Kristianina, sahy mamporisika fampiasana kapaoty. Efa nisy fanazavana nataon'i Cardinal Razafindratanga (sa ahoana moa ny fanoratra ny anaran' lery iny?), mikasika ny hoe ny kapaoty indrindra no tena mampiparitaka ny sida. Lasa tsy mitandrin-tena ny olona kanefa tsy azo antoka tanteraka 100% io kapaoty io.
Miala tsiny
Sady mbola averiko koa fa tsy mazava akory ange ny tian'ity sujet ity resahina e. Ny resak'i artistar no mahatonga zah mamaly an'io fa tsy haiko akory ny tian'Yonikafopl angatahina.
radadabe moa amin'izany efa tsy haiko intsony. Hoy ianao hoeravatorano
kestioo io de anjaranao ny mamaly
kanefa tsy haiko akory hoe inona ilay kestion. Pape assassin ve?? sa manontany fotsiny hoe nisy nahita an'io fandaharana io koa?
17. Lejim ( 11/04/2005 16:00)
hihi, azafady ravatorano, tena tsy fanahy iniako ny nahatafasoratra io anaranao io fa mety tany amin'ny lafiny tekinika angamba. tssss, tena miala tsiny lesy e!
18. dadabe ( 11/04/2005 16:23)
+lejim>fa ahoana marina e?elah izany anie mandray tsy raisina ohatran;ny tsipolitra e,olona hafa no resahiko elah indray no ...sa elah marina no tonga amin;ny tenin'ialahy manao hoe "mba te hiteny fotsiny " zah aza tsy mbola maneho ny hevitro fa mbola mitazana fotsiny de efa midaoaoa ra lejim kle ,maika izany raha manazava soratra masina eo aho koa tsy hitsoaka matanjaka elah ,hhmm sao de tsy mahazaka lesy fa moramorao ihany a :D + (l) :-* omeko ho an'ialahy fa zah tsy tiia mandrangitra izany fa asa izay fomba handraisan'ialahy azy
19. maditra ( 11/04/2005 16:54)
hmmm>dadabe, ento mora lesy a!
20. Lejim ( 11/04/2005 17:01)
oadray dadabe, mbola ampahafirin'izany atao hoe dinidinika izany ny ifanaovantsika eto nefa ianao toa maka ambony ihany. Mbola averiko koa ilay voalazako tery amin'ny dinidinika hafa hoe, toa tsy mirima izany ny zavatra ataonao.
Raha ohatra ka resak'olon-droa no ato dia manaiky io resakao io aho, fa ato ange ry dadabe tsy azonao iferanao ho anao sy anona fotsiny ny resaka ato fa izay avoakanao eo dia minoa ahy ianao fa misy mandray ihany.Ianao ihany no nasiaka zah teo tamin'ny hoe: "kestion io ka anjaranao ny mamaly"! Tsy naninona zah, ary tsy niteny n'inona anao zah tamin'io na dia tsy nahakasika anao aza ilay resaka satria forum no ato!
Fa raha manolotra amitie ianao dia mamaly amitie koa izahay! :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.199