Pape assassin??

61. maditra ( 18/04/2005 14:49)
mifenty> whatever, I mean c'est n'importe koi ce que dis la!
maditra!
62. Mifenty ( 18/04/2005 17:02)
>>>maditra :

forum = foaran-kevitra. :-D :-D :-D
63. pitchou ( 18/04/2005 19:07)
Mifenty> ka tsy voatery hoe kato nanaraka ny tenin'ny papa ange no matin'ny sida e! ny tsy fahafantarany kapoty sy ny aretina no tsy nampiasany azy fa tsy ny fanarahana ny tenin'ny papa! d raha @zay lafiny izay d tsy hitako ze idiran'ny papa sy ny fiangonana!
64. marozevo ( 27/04/2005 00:01)
Sady izao koa : Moa ve mino i yonikafopl fa Katolika daholo ary katolika irery ihany no matin'ny Sida? Ny Katolika ihany manko no "tenus" (Azafady fa tsy mahita teny hasolo an'io aho, miala tsiny) amin'ny fampianaran'ny Papa. Asa na rahoviana vao hivoaka ny statistique milaza ny olona matin'ny Sida ? Tokony hohita amin'io statistika io ny momba ilay olona : Avy aiza izy, finoany, asany sns rehetra....
Dia ho hitantsika eo amin'izay hoe Iza no tena assassin ?
65. routa ( 27/04/2005 13:58)
zany mihitsy ry marozevo
ny fanafodin io de aza mijangajanga zay hiany
66. dadabe ( 27/04/2005 14:14)
marina kosa klou ny tenin'i marozevo zay e
67. isambilokely ( 18/05/2005 18:03)
Raha vao tsy ampy fahalala anie dia zao no manjo azy ry reto e .. manaonaofoana. Ampitomboy ny finoana dia ampanaraho an\'izay konko ny fahalala fa tsy ho matin\'ny sida zany.

Mbilo
:lol: Youpiiiiiii
www.amontana.com
68. dadabe ( 19/05/2005 08:41)
ampianaro zahay ry mbilo fa tsy ampy fahalalana
69. routa ( 19/05/2005 15:08)
dadabe????:?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2488