Pape assassin??

41. sonwin ( 14/04/2005 11:39)
na lazainareo fa assassin aza ny fiangonanay sy ny mpitondra anay..tsy olana izany..izay fiheveranareo azy mety daholo..ny ahy ny fantatro dia ao ny mahasoa ahy sy ahitako be be kokoa an'Andriamanitra..dia tohizo ihany ny tsikera sy fitsarana sy fanaratsiana fa efa voaomana ho amin'izany izahay..Kristy aza nahazaka ny hazofijaliana koy izay fanakianana kely sy bitika eto amin'ny forum koa ve hisy dikany inona!
Dia inona koa ny manaraka? maninona indray hono ny katolika?...
42. jooko ( 14/04/2005 12:26)
sonwin, amiko aloha tsy assassin zany ny Pape e ( hevitro manokana io) ary na tsy katolika aza aho dia hitako hoe fioharapefy zany filazana izany.
43. booboo ( 14/04/2005 12:59)
sonwin> :roll: mandrangitra ve io sa miantsy ady sa inona no tianao hahatongavana @ io raha teneninao feno fahatezerana io ?
44. Mifenty ( 14/04/2005 15:01)
io lty fa tonga i booboo ah

>>sonwin efa ela ny katoliaka no namono oul eh.

i papa no tonga teny jerosalema nifona tam jiosy tam vono oul bedabe nataony fa tsy nisy pastera na mpitandrina na tsy aiko teny.

Ny heviny dia nanaiky izy fa namono oul.

papa = ny katoliaka zany.
45. dadabe ( 14/04/2005 15:24)
:? :?
46. welie ( 14/04/2005 15:56)
Mifenty> Kay kou zany déduction be e! :-w
47. dadabe ( 14/04/2005 16:24)
oay booboo salii njy a (l)
48. welie ( 14/04/2005 16:29)
sonwin> Kay toa tena sonné be toi izany ry frera? Efa voahomana amin'ny tsikera ve nareo Katolika sa enao manokana? Lasa ohatran'ny manamari-tena be ny fahitako an'i toi indray eto zao manko... :-w

Io ilay miteny hoe ny "Anay" ny "Anay" io koa dia tena tsy vohako mintsy alou e!

49. pitchou ( 14/04/2005 19:23)
eny wa ry welie! tsy afera perisonely ange izany e! ary ny tantara efa vita tsy azo ovaina ho tsy nisy! ny manarina izay nataon'ny tany aloha hita fa tsy nety no atao!
sao i sonwin hiteny indray hoe namelohanareo sy enjehinareo aza ny fihinanan'i adama sy eva paoma ka lazainareo fa lasa nitarika fahotana ho an'ny rehetra d anao ihany io, tsikerao fa efa vonona @zany i sonwin!!!!
ataoko fa ny croisade ohatra tsy initiative n'ny mpiangona, fa tena organisée hatrany @ tapony! sa tsy izany?
50. marozevo ( 14/04/2005 19:40)
yonikafopl ary amin'ny voalohany tsy miresaka hoe kapaoty na zavatra mifandray amin'izany, nefa jereo ity famadihana ny resaka ataontsika e. Izany indrindra no mbola hamerenako hoe inona ilay reference. Farafaharatsiny inona no zava misy na zava nisy nahatonga ilay olona hilaza fa assassin ny Papa?
Ciao.
51. yonikafopl ( 14/04/2005 21:23)
marovezo, ilay resaka kapoty sy ilay famonoana jiosy sy ny sisa reny e!!
fa las amitatra be le izy de manjary lazaina wa fa we manenjika sy tsy tia nefa zavatra mba heno de nalefako eto we awona kou io, de nivadika ny rasa, sorry :(
52. dadabe ( 15/04/2005 03:10)
not at all (l)
53. yonikafopl ( 15/04/2005 08:24)
:-*
54. Mifenty ( 15/04/2005 08:45)
afera kapoty, jiosy, sy ny karazan zany no miandry izay ho papa vao ho avy eo kou,

resaka vono olona kle.

tsy anao aho ra izah kle
55. dadabe ( 15/04/2005 09:06)
fa rahoviana klou le fifidianana papa e?
56. Mifenty ( 15/04/2005 09:27)
ny référendum lesy am 29 mai mo izyzay??? tsy tadidiko tsara
57. haingo23 ( 15/04/2005 10:08)
:oops:
58. pitchou ( 17/04/2005 17:35)
manomboka rahampitso ny fifidianana e!
ilay resaka kapoty kosa alou tsy hoe famonoana olonafa resaka fifanajana e! nefa kosa alou nisy resaka ihany hoe hiterahana ihany no tokony hanaovana firaisana e! raha izay indray d lasa lavitra be le resaka! satria firy andro isam-bolana ihany izany?
59. Mifenty ( 18/04/2005 09:53)
>>pitchou ah, tena marina mitsy le oe resaka fifanajana le resaka kapoty ka

fa ny lafiny iray koa dia izao. Refa tsy nanaiky ny fampiasana kapoty i vatican de manjary nifandray tendro direkta be ny sasany satria moa ny papa no miteny kou.

vokany dia maro ny matin'ny aretina azo avy amin'ny firaisana.

indirectement dia ilay fanekena ny tsy fampiasana kapoty ( = tenin'ny vatican) no naha be ny fahafatesana.
Zany hoe nandray anjara tamin'io vono oul io i vatican.
60. dadabe ( 18/04/2005 14:27)
pitchou>mifenty>merci
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.705