Pape assassin??

21. sonwin ( 11/04/2005 17:13)
vive l'amitié entre dadabe et Lejim =D
22. Mifenty ( 11/04/2005 17:20)


mpiraflah reo ka tsy mahagaga kle.

ilay hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy mitovy iany no tiany angalana vokatra kle.
23. aristar ( 11/04/2005 17:56)
Mifenty>
kle

24. sonwin ( 11/04/2005 18:20)
ts azoko klé
25. aristar ( 11/04/2005 18:28)
sonwin>T'es un marrant toi !!! T'as bien compris
26. pitchou ( 11/04/2005 19:12)
euh.... tsy nahita izay resaka izany aho saingy mahatadidy zavatra iray nolazain'ny papa JP2 (ieeeeee!! mbola izy ihany!). Nifona t@ silamo izy fony izy nandeha tany satria ny croisade dia ny kristiana katolika, notarihin'ny mpitondra ambony teo @fivavahana, no nanao azy ary betsaka no maty t@izany! mety misy amintsika mahatadidy ilay atao hoe nuit de la st barthelemy!
raha izay lafiny izay no jerena dia azo adika ho misy fahamarinany koa ilay nolazain'izany pretra izany! izay no nisy t@ andro taloha!
27. yonikafopl ( 11/04/2005 21:12)
hihihihihihihihihihihihihihihiihiihihihihihih
tapa-tsinay za mamaky ny voalazanareo rehetra.zavatra sendra nandalo ny masoko io wa, ary ny nahataitra ahy de milaza ilay olona fa kato sady pretra mihintsy no manaratsy ny pape, nikaroka le ttsy naasiako le ref za fa alefako eto ihany rehefa hitako.Ary matoa aho nametraka ?? question mark dia tsy ny hevitro no alefako fa fanontaniana.Fa aza de sendaotra lotra nareo.Fa raha toa moa ka fahadisoana le nanontany de ialana tsiny zany eeee.
Misaoatra :)
28. aristar ( 11/04/2005 21:59)
pitchou>Aza dia anfangarona daholo ny fihelan'kelokan'i JP2 nanditran'ny roa arivo taonan'ny eglisy kataolika (croisade, inquisition sns) sy ny nuit de la St-Barthélémy na dia nankasitrak'azy ary ny pape Gregoire XIII.
Dans la nuit de la St-Barthélémy (du 23 au 24 août 1572), lors de ce que l’on a appelé les “Noces de sang”, 3 000 Huguenots furent assassinés rien qu’à Paris, et dans la France entière il y en eut plus de 20 000. «Le pape Grégoire XIII célèbre le meurtre des Protestants français par un ‘Te Deum’» (B. Harenberg, Chronik der Menschheit, S. 437).

http://www.cmpp.ch/christianisme/chapitre03.htm
Arakin'ny hevitro dia "JP2 n'est pas un assassin" mais seulement "responsable mais pas coupable" des millions de morts du SIDA en Afrique
29. sonwin ( 12/04/2005 15:32)
oadray! ianao ve no mijangajanga dia JP 2 no lazainao fa responsable!!! ataoko adala ianao anefa toa hendry, ataoko hoe hendry nefa toa tsy misaina, ataoko hoe tsy misaina anefa toa lalin-tsaina--dia lalina mankaiza anefa!!! izao ilay hoe halako bika tsy tiako tarehy ny anao.
Mandria ampiadanana ry JP2 ary hotsaroana mandrakariva ny soa vitanao. Mivavaha manokana ho an'ireo mpankahala sy mpanenjika anao.
30. pitchou ( 12/04/2005 18:32)
aristar> tsy dia azoko le fanazavana napetrakao! vonoan'olona niankina t@ fivavahana ireo, ka na tiana na tsy tiana dia mibaby izany ny fiangonana! zara aza nisy olona iray nahatsiaro sy nihaiky izany heloka natao izany! raha gasy izao ny papa lany eo (saingy efa ho 80 taona @ volana aout le kardinalintsika!) dia hoy izy hoe heloka nibabohantsika ireny rehetra ireny zanako ka dia mody rariny avokoa!
31. xxx ( 12/04/2005 22:36)
ny pape angamba tsy namono olona fa be zavatra hafahafa ratsy ao ambadik'io institution be io. izaho moa tsy dia mahalala loatra fa eritreritra fostiny iny.
32. marozevo ( 13/04/2005 01:48)
Non ! Tsy manampim-bava na iza na iza i Marozevo, satria tsy misy afaka manapim-bava azy koa. SAINGY raha manao "critique structurelle du texte" faran'izay kely indrindra fotsiny ianao dia ho hitanao fa tsy fanontaniana fe fanontaniana anie no mipetraka, fa QUESTION TENDANCIEUSE eh! Izay indrindra no hilazako hoe "ataovy mazava aloha ny reference hiaingan'ilay ady hevitra vao tena mety ilay ady hevitra". Raha tsy izany toa lasa préjugé no betsaka.
33. Mifenty ( 13/04/2005 08:43)


tena tsy misy arako tsony le kozy ato kle.

ndraindray le izy ma tpt mitsy satria otrany avadika

tain'omby ka, avadika omby tainy

Ny eo iany no miverina kle
34. haingo23 ( 13/04/2005 11:04)
Misaotra ny mpametraka ny adihevitra. Hita fa lalintsaina daholo ny mpandray anjara nefa tsy ampy kely satria na ny mpametraka az tsy mahafatatra na tsy nahita izay antony. ka ny rehetra no manao izay interpretation tiany hatao. Discussion à vide.
Merci e.
35. sonwin ( 13/04/2005 11:39)
on parle dans le vide. Merci e
36. Veloo ( 13/04/2005 21:22)
Non on ne parle pas dans le vide retsy a jereo ilay nolazain'i aristar io ary raha tena manao recherche ianareo encyclopedia etc... dia tena namono olona betsaka mihitsy ny pape... nampijalian'ny pape sy betsaka no maty ny krsitiana an :lol:
37. Mifenty ( 14/04/2005 08:18)
le oul bdb matin'ny sida io satria tsy nanaiky ny kapoty ny papa.

maty le oul satria izay.

Indirectement de ny papa no assassin zany sa ny fiangonana katoliaka eh.

Everiko kosa fa raha io tranga io dia tsy ny papa no assassin fa mety oe ny fiangonana mihitsy, satria anie ka ny fiangonana katoliaka no tsy manaiky ny fampiasana kapoty eh.
38. dadabe ( 14/04/2005 09:12)
tsy ao intsony zah le ,
sonwin >on parle a vide ity kle
lejim>aiza toi ?frerako vaovao :wink:
39. yonikafopl ( 14/04/2005 10:48)
:) itsikio fotsiny dadabe a
40. haingo23 ( 14/04/2005 10:58)
De aleo miala fa miresaka vide : ilay sujet napetraka t@ voalohany anie tsy nisy filazana ny antony? tsy niresaka na Pape fahafiry ? Na Pape orthodoxe na inona e! de samy mitady izay tenenina fotsiny izany isika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4284