Toerana hi-telecharger-na film?

1. Mi_R77 ( 10/04/2005 14:49)
Sao mba misy mahita toerana eto amin'ny Net ahazoana mi-telecharger- film mba haingakaingam-pandeha kokoa nareo?
Misaotra mialoha!
répondu par ds le 15/04/2005 09:05
2. randilala ( 11/04/2005 07:50)
Eny amin'ny zone zital akorondrano no misy.
3. ds ( 15/04/2005 09:05)
Tsy ara-dàlana ny manakatra sarimihetsika raha tsy hoe efa novidiana taloha ka simba (DVD/VCD ohatra).
Takaro Grabit http://www.shemes.com/
Io no ahafahana manakatra azy eny amin'ny
"serveur de News" miantomboka amin'ny "alt.binaries".
Ohatra :
alt.binaries.movies.france
alt.binaries.movies.french
Rehefa misy mandefa ao, dia mijanona ao mandritra ny 10 andro eo ho eo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2463