Protestantisme

1. jooko ( 12/04/2005 07:00)
Betsaka ny fanontanian'ny namana mikasika ny fivavahana protestanta. Fampafantarana tsotsotra ity ary tsy natao afa-tsy amizay antony izay ihany.
Misy amintsika namana manko ohatran'ny tsy mbola maha telina an'ireo adim-pivavahana efa nilamina efa ela dia ela (reforme sy ny sisa) dia mikritika fahatany ny finoan'ny hafa tsy mitovy ny azy...
Ampantsahivina fa ny "tolerence" no valeur hikambanan'ny fiangonana kristianina lehibe rehetra eran-tany...


Les convictions protestantes

A Dieu seul la gloire

Rien n’est sacré ou absolu en dehors de Dieu. Les Protestants contestent le caractère absolu de toute entreprise humaine. Au nom d’un Dieu de liberté, ils proclament la liberté de conscience de tous les êtres.

La grâce seule

La grâce est l’amour gratuit et originel de Dieu pour l’humanité. Indépendamment de ses mérites, l’être humain est déjà sauvé. Cette confiance de Dieu le rend responsable. Ainsi aimé, l’homme est apte à aimer son prochain.

La Foi seule

La Foi naît de la rencontre de l’être humain avec Dieu. Elle peut être l’issue – ou aussi le début – d’un chemin difficile mais jamais inaccessible.

La Bible seule

La Bible est la seule autorité reconnue des Protestants qui y voient le livre d’une humanité juive et chrétienne se voulant reliée à Dieu. L’intelligence de son message aujourd’hui provient des efforts de toutes les Églises dans le respect de leur diversité.

Des Églises toujours à réformer

Les Églises rassemblent tous ceux qui se reconnaissent dans le Dieu de Jésus-Christ, notamment par le baptême et la Cène. En tant qu’institutions, elles n’exercent pas de médiation entre les fidèles et Dieu. Communautés humaines, elles évoluent sans cesse au rythme de l’humanité.

Le Sacerdoce Universel

Chaque baptisé a une place identique dans l’Église, qu’il soit laïc ou pasteur ; ce dernier n’est pas un personnage à part mais celui ou celle à qui sa formation théologique permet d’animer la communauté. Le témoignage de la foi et de l’engagement dans le monde est donc le devoir de tous les Protestants membres des Églises.


jereo amin'ity : www.samizdat.qc.ca/vc/theol/protest.htm





:-*
novalian'i marozevo ny 28/04/2005 23:13
2. jooko ( 12/04/2005 07:02)
PS/ tolérance manko fa tsy tolerence e
3. yonikafopl ( 12/04/2005 08:19)
=D Misaotra oooo
4. dadabe ( 12/04/2005 08:44)
yonika>hhmmm
jooko>tsy misy dikany @teny gasy ve ? :(
5. booboo ( 12/04/2005 09:36)
bien jooko !
6. haingo23 ( 12/04/2005 10:04)
tsy dia mahay teny frantsay loatr aho. Ny adventiste ve izany protestant ?
7. maditra ( 12/04/2005 12:50)
Izay mihitsy ny tena tiako hanontaniana. Ny atao hoe Protestanta amiko dia ireo izay manohitra ny Eglizy Katolika. Dia izy rehetra ve io aroson'i jooko io sa inona?
8. jooko ( 12/04/2005 14:41)
Ny fisarahana tamin'ny eglisy katolika dia efa ela no nisy fa tsy protestanta daholo akory ireny. Kristianina no resahantsika eto.

Jereo ohatra ny eglisy orthodoxe izay kristianina be isa ao aorianan'ny katolika raha ny isan'ny mpivavaka eran-tany no jerena. Efa nisaraka tamin'ny katolika ireo tamin'ny 11eme siekla (Grand schisme d'orient, nisy Papa excommunié mihintsy taminio (leonIX)).

Fa ny atao hoe protestant dia ireo zay tao aorinan'i ry Luther nanomboka tamin'ny 15 eme siekla ka manana tarigetra mitovitovy an'ireo ambony ireo.
Tsy hoe manohitra ny eglisy katolika araky ny tenin'i Maditra akory fa tsy manaiky fotsiny ny fahefan'ny Papa sy ny vatican eo amin'ny lafiny fivavahana

Ireo convictions protestantes voalaza eo ambony ireo no zavadehibe



:-*
9. sonwin ( 12/04/2005 15:17)
mazava ny voasoratr'i jooko na dia somary nanahirana aza satria amin'ny teny faranitsihay.
Hoy ianao "ireo izay taorian'i Luther no atao hoe protestant..dia nasianao koa hoe manana tarigetra mitovitovy"...dia iza daholo aza ireo fiangonana ireo? ahona ny advantiste? batista?temoin? jesosy mamomjy?antanin'anandrano? apokalipsy?foyer evangelique? evangelique? fiainan'i Kristy?.etc sy ny maro hafa ..ka raha tsy protestant ireo dia inona izany? sa ireo no antsoina hoe protestant ny protestant?...dia inona ny hevitry ny teny hoe "mino ny fiangonana manerana izao tontolo izao amin'ny protestant? ary ilay hoe mino ny fiombonan'ny olomasina? ary ilay hoe nateraky Maria virjiny?" ..ireo telo ireo aloha fa mbola maro ny mahaliana ahy sao mantsy any ny taolan-tehezana :wink:
10. sonwin ( 12/04/2005 15:19)
mazava ny voasoratr'i jooko na dia somary nanahirana aza satria amin'ny teny faranitsihay.
Hoy ianao "ireo izay taorian'i Luther no atao hoe protestant..dia nasianao koa hoe manana tarigetra mitovitovy"...dia iza daholo aza ireo fiangonana ireo? ahona ny advantiste? batista?temoin? jesosy mamomjy?antanin'anandrano? apokalipsy?foyer evangelique? evangelique? fiainan'i Kristy?.etc sy ny maro hafa ..ka raha tsy protestant ireo dia inona izany? sa ireo no antsoina hoe protestant ny protestant?...dia inona ny hevitry ny teny hoe "mino ny fiangonana manerana izao tontolo izao amin'ny protestant? ary ilay hoe mino ny fiombonan'ny olomasina? ary ilay hoe nateraky Maria virjiny?" ..ireo telo ireo aloha fa mbola maro ny mahaliana ahy sao mantsy any ny taolan-tehezana :wink:
11. booboo ( 12/04/2005 21:08)
efa nazavain'i Yonika atsy @ sujet hafa atsy ny @ ilay "fiombonanan'ny oul masina "fa any vakiana
12. cutie ( 13/04/2005 04:02)
ny amiko , zay manohitra ny katolika de protestante , sa ahona hoy nareo
13. haingo23 ( 13/04/2005 10:33)
Raha ara-bakiteny dia izao : Protestant dia avy @ teny hoe protester izany hoe mpanohitra. Raha io definition io no raisina dia izay fiangonana miataka @ fiangonana nisy teo aloha dia protestant satria misy zavatra tsy ekena foana ao. Raha ny Katolika no hiaingana dia tokony lazaina hoe protestant daholo izay fiangonana taorian'ireo na inona izy na inona (meme orthodoxe aza). Raha raisina alohaloha dia azo lazaina ho protestant koa ny fiangonana katolika (fiangonana kristiana)satria nanohitra ny fivavahana jiosy izay nisy teo aloha.
izay aloha
14. zzorro ( 13/04/2005 11:25)
Fa zao aloha e, misaotra amin'ny fanazavan'i jooko. Fa zao, afaka hazavaina bebe kokoa ve ny points sasany sa kabary tsy valiana le izy e?
15. zzorro ( 13/04/2005 11:27)
Fa zao aloha e, misaotra amin'ny fanazavan'i jooko. Fa zao, afaka hazavaina bebe kokoa ve ny points sasany sa kabary tsy valiana le izy e?
16. sonwin ( 13/04/2005 11:30)
mbola misy tsy voavaly ny fanontaniako etsy ambony sao misy afaka manazava.
17. zzorro ( 13/04/2005 11:35)
Fa zao aloha e, misaotra amin'ny fanazavan'i jooko. Fa zao, afaka hazavaina bebe kokoa ve ny points sasany sa kabary tsy valiana le izy e?
18. welie ( 13/04/2005 12:22)
Aleo aloha hamaky tsara dia avy eo vao handray anjara zà.... ;-)
19. dadabe ( 13/04/2005 14:54)
ka le izy aza teny frantsay de :roll: zah efa ela tsy nampiasa teny frantsay :(
20. sonwin ( 13/04/2005 15:44)
iza aza ny olona afaka hamaly ny fanontaniana? sa ianareo tsy mahafehy tsara ny tena foto-pinoana protestant? mmhh mba asio reference biblique ohatran'ilay milaza ny tsy mety ataon'ny katolika ireny e! fa tsy misy protestanta mahafantatra tsara ny finoany ve ato e?..sa ilay miteny sy mitsingoloka katolika ihany no hainareo klé?
refa tsy hamaly ato dia hitondra fampianarana eto za an!
Pastora sonwin
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5943